Fitaleavam-paritry ny Fiompiana Ambatosoa - DIREL Ambatosoa

Fitaleavam-paritry ny Fiompiana Ambatosoa - DIREL Ambatosoa Fitaleavam-paritry ny FIOMPIANA eto amin’ny Faritra AMBATOSOA. Mirefy 11 196m2 ary ahitana mponina 551 066 isa (2023)

Any Avaratr’Atsinanan’i Madagasikara ↗️
Mizara ho distrika roa : 1️⃣ Mananara Avaratra sy 2️⃣ Maroantsetra izay renivohitry ny faritra.

10/08/2026
Zoma 07 Aogositra 2026 - Andro fahatelo amin’ny Fier Mada andiany faha-27Fitaleavam-paritry ny Fiompiana Ambatosoa - DIR...
07/08/2026

Zoma 07 Aogositra 2026 - Andro fahatelo amin’ny Fier Mada andiany faha-27

Fitaleavam-paritry ny Fiompiana Ambatosoa - DIREL Ambatosoa
DRASA Ambatosoa

Foire Fier Mada andiany faha-27🗓️ 05-09 Aogositra 2026📍 Kianjan’ny Makis Andohatapenaka🙏 Isaorana ny FCI Mirohy / Wyss A...
06/08/2026

Foire Fier Mada andiany faha-27
🗓️ 05-09 Aogositra 2026
📍 Kianjan’ny Makis Andohatapenaka

🙏 Isaorana ny FCI Mirohy / Wyss Academy - LRA Madagascar sy ny tetikasa nanohana ny Fitaleavam-paritry ny Fiompiana Ambatosoa - DIREL Ambatosoa sy ny DRASA Ambatosoa nahafahana nandray anjara.
🙏 Isaorana ihany koa ireo tantsaha mpiompy sy mpamboly ary mpanodina vokatra ato anatin’ny Région Ambatosoa nampitondra vokatra ho aranty :
✅ Vanilis
✅ MAROA Market
✅ sns

Minisiteran'ny Fiompiana : « Fiompiana maoderina, fidiram-bola maharitra ho an’ny mpiompy, loharanon-karena ho an’ny Firenena »

06/08/2026
28/07/2026

𝟐𝟕 𝐣𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚

𝐅𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐡𝐲 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚.

✅️ 𝐀𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐤𝐢𝐡𝐨𝐧-𝐝𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐤𝐚𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐨̂𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐨𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 : 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐑𝐀𝐕𝐀𝐋𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐚𝐫𝐜 𝐬𝐲 𝐑𝐀𝐉𝐀𝐎𝐍𝐀𝐑𝐈𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐇𝐞𝐫𝐲.

🚨 𝐓𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧-𝐤𝐚𝐟𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 « 𝘾𝙤𝙣𝙨𝙚𝙞𝙡 𝙘𝙤𝙣𝙨𝙩𝙞𝙩𝙪𝙩𝙞𝙤𝙣𝙣𝙚𝙡 », 𝐝𝐢𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐟𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐧𝐨 𝐧𝐨𝐟𝐢𝐝𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐥𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐳𝐨𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚, 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 « 𝘾𝙤𝙣𝙨𝙚𝙞𝙡 𝙘𝙤𝙣𝙨𝙩𝙞𝙩𝙪𝙩𝙞𝙤𝙣𝙣𝙚𝙡 » 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚.

💥 𝐋𝐚𝐟𝐢𝐧-𝐣𝐚𝐯𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐧𝐨 𝐧𝐢𝐟𝐚𝐧𝐭𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐢𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐥𝐨 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐚𝐡𝐚𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐦𝐛𝐚 𝐡𝐨 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐕𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲.

🤝 𝐓𝐚𝐦𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐨 𝐧𝐢𝐳𝐨𝐫𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐥𝐨𝐳𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐢𝐟𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚.

̈𝐥 #𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 #𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚 #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 #𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 #𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 #𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚

28/07/2026
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRMPrimature -  Lapan'i MahazoarivoMinisiteran'ny Fiompia...
28/07/2026

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Minisiteran'ny Fiompiana

Fitaleavam-paritry ny Fiompiana Ambatosoa - DIREL Ambatosoa miasa miaraka amin’ny FID - Fonds d'Intervention pour le Dév...
26/07/2026

Fitaleavam-paritry ny Fiompiana Ambatosoa - DIREL Ambatosoa miasa miaraka amin’ny FID - Fonds d'Intervention pour le Développement

« Fiompiana maoderina, fidiram-bola maharitra ho an’ny mpiompy, loharanon-karena ho an’ny firenena »

Minisiteran'ny Fiompiana

Address

Maroantsetra
512

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitaleavam-paritry ny Fiompiana Ambatosoa - DIREL Ambatosoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share