Faritra Vatovavy - pejy ofisialy

Faritra Vatovavy - pejy ofisialy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌSAMBY MIVE DE MIARAKA TODY๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐…๐ˆ๐‡๐€๐Ž๐๐€๐๐€ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐ˆ๐Š๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐Œ-๐๐„๐‡๐ˆ๐•๐€๐•๐˜ ๐€๐Ž ๐’๐€๐‡๐€๐•๐€๐“๐Ž  Omaly 20 Aogositra 2026, Ramatoa Lehibenโ€™ny Farit...
21/08/2026

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐…๐ˆ๐‡๐€๐Ž๐๐€๐๐€ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐ˆ๐Š๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐Œ-๐๐„๐‡๐ˆ๐•๐€๐•๐˜ ๐€๐Ž ๐’๐€๐‡๐€๐•๐€๐“๐Ž

Omaly 20 Aogositra 2026, Ramatoa Lehibenโ€™ny Faritra Vatovavy, ๐ƒ๐ซ ๐‡๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€ ๐„๐ฅ๐ฒ๐ฌ ๐Š๐š๐ซ๐ž๐ง๐š, dia nihaona sy nitafa taminโ€™ireo fikambanam-behivavy tao amin'ny Fokontany Ambavan'i Sahavato, kaominina sahavato,distrika NosyVarika.

Nifantoka taminโ€™ny fampaherezana sy fanohanana ny vehivavy, ny fanamafisana ny fiaraha-miasa ary ny fampandraisana anjara bebe kokoa azy ireo aminโ€™ny fampandrosoana ny Faritra ny dinika.

Ny vehivavy no fototra iorenanโ€™ny ankohonana ary anisanโ€™ny hery lehibe manosika ny fampandrosoana. Koa andao isika hiara-hientana hoaminโ€™ny fampandrosoana ny Faritra.โ€

"๐’๐€๐Œ๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐•๐„ ๐ƒ๐„ ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐€๐Š๐€ ๐“๐Ž๐ƒ๐˜" ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐…๐€๐๐Ž๐Š๐€๐…๐€๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐…๐Ž๐Œ๐๐€ ๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐๐˜ ๐“๐€๐Ž๐Œ-๐๐ˆ๐Ž๐“๐€๐™๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐“๐€๐Ž๐Œ-๐๐ˆ๐•๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ๐ƒ๐ˆ๐๐Ž๐€๐•๐€๐“๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”.Nisokatra tami...
20/08/2026

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐…๐€๐๐Ž๐Š๐€๐…๐€๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐…๐Ž๐Œ๐๐€ ๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐๐˜ ๐“๐€๐Ž๐Œ-๐๐ˆ๐Ž๐“๐€๐™๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐“๐€๐Ž๐Œ-๐๐ˆ๐•๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ๐ƒ๐ˆ๐๐Ž๐€๐•๐€๐“๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”.

Nisokatra taminโ€™ny fomba ofisialy androany 20 Aogositra 2026, teto amin'ny Fokotany ambanavan'i Sahavato,kaominina Sahavato distrika Nosy Varika,ny taom-piotazana sy fividianana dipoavatra ho anโ€™ny Faritra Vatovavy.

Tompon'andraiki-panjakana maro no tonga nanatrika sy nanome voninahitra an'ity fanonkafana ofisialy ity izay notarihan'ny Ramatoa lehiben'ny faritra vatovavy ๐ƒ๐ซ ๐‡๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€ ๐„๐ฅ๐ฒ๐ฌ ๐Š๐š๐ซ๐ž๐ง๐š sy ireo ekipany avy amin'ny faritra, niaraka tamin'ny Ramatoa Prรฉfรจt Mananjary ๐‘๐ญ๐จ๐š ๐‹๐ฎ๐œ๐ข๐ž ๐‘๐€๐‰๐€๐Ž๐๐„๐‹๐ˆ๐๐€ sy ny chef distrika Nosy Varika, tonga nanontrona izany ihany koa ny CIRGN Fianarantsoa sy ny avy ao amin'ny PIC3,ny talem-paritra ny varotra sy fanjifana ary ireo maire ato anatiny distrika nosyvarika sy ireo avy amin'ny ARP.

โœ…Nandritra ny lahateniny, dia nanamafy ny maha-zava-dehibe ny dipoavatra ny lehiben'ny faritra, izay anisanโ€™ireo vokatra mampiavaka sy mitondra anjara biriky lehibe aminโ€™ny fampiroboroboana ny toekarena eto aminโ€™ny Faritra Vatovavy, ny Ramatoa Lehibenโ€™ny Faritra. Notsindriany ihany koa ny maha-zava-dehibe ny fanarahan-dalร na, ny fiarovana ny kalitaonโ€™ny vokatra ary ny fiaraha-mientanโ€™ireo mpisehatra rehetra.

"๐’๐€๐Œ๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐•๐„ ๐ƒ๐„ ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐€๐Š๐€ ๐“๐Ž๐ƒ๐˜" ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐‡๐˜ Tonga nidina ifotony nijery ny kaominina Ambahy Distrikan'ny Nosy Varika, Rtoa lehib...
20/08/2026

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐‡๐˜

Tonga nidina ifotony nijery ny kaominina Ambahy Distrikan'ny Nosy Varika, Rtoa lehiben'ny faritra vatovavy ๐ƒ๐ซ ๐‡๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€ ๐„๐ฅ๐ฒ๐ฌ ๐Š๐š๐ซ๐ž๐ง๐š sy ireo STAFF tekinika, niaraka amin'ny prรฉfet Mananjary ๐‘๐ญ๐จ๐š ๐‹๐ฎ๐œ๐ข๐ž ๐‘๐€๐‰๐€๐Ž๐๐„๐‹๐ˆ๐๐€. nihaino ny hetahetan'ny avy ao amin'ny kaominina ary nijery ny zava-misy aty ifotony mba entina hanasoavana ny kaominina, indrindra ny faritra vatovavy.

"๐’๐€๐Œ๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐•๐„ ๐ƒ๐„ ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐€๐Š๐€ ๐“๐Ž๐ƒ๐˜" ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ƒ๐ˆ๐๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐‘๐„๐๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‹๐€๐Š๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐†๐€๐‹๐€๐๐€Notanterahina omaly, 17 Aogositra 2026, tao ...
18/08/2026

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐ƒ๐ˆ๐๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐‘๐„๐๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‹๐€๐Š๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐†๐€๐‹๐€๐๐€

Notanterahina omaly, 17 Aogositra 2026, tao aminโ€™ny biraonโ€™ny Prรฉfecture Mananjary ny fivoriana niompana taminโ€™ny fanarenana sy famerenana aminโ€™ny laoniny ny lakandranonโ€™ny mpangalana.

Tonga niaraka nifandinika amin'ity fanarenana ity ny Lehibenโ€™ny Faritra Vatovavy, ๐ƒ๐ซ ๐‡๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€ ๐„๐ฅ๐ฒ๐ฌ ๐Š๐š๐ซ๐ž๐ง๐š niaraka taminโ€™ireo ekipanโ€™ny Faritra, ary ny Prรฉfet-nโ€™i Mananjary,๐‘๐ญ๐จ๐š ๐‹๐ฎ๐œ๐ข๐ž ๐‘๐€๐‰๐€๐Ž๐๐„๐‹๐ˆ๐๐€. Nanatrika izany ihany koa ny delegasiona avy amin'ny APMF, ireo Talem-paritra ( DRTM sy DREDD) ary ny Maire sy lehiben'ny Fokotany Ankatafana.

โœ…Ny tanjonโ€™ny fivoriana dia ny fampahafantarana ny asa hotanterahina sy ny fandrindrana ireo dingana aminโ€™ny famerenana aminโ€™ny laoniny ny lakandranonโ€™ny mpangalana, izay anisanโ€™ny fotodrafitrasa lehibe aminโ€™ny fivezivezena sy ny fampandrosoana ara-toekarena.

Marihina fa tafiditra ao anatinโ€™ny tetikasa lehibe izay manomboka any Toamasina ka hatrany Farafangana izao asa ho fanarenana izao, ary dimy (5) taona haharetanโ€™ny tetikasa.

"๐’๐€๐Œ๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐•๐„ ๐ƒ๐„ ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐€๐Š๐€ ๐“๐Ž๐ƒ๐˜" ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Œ๐€๐๐€๐๐‰๐€๐‘๐˜ โ€“ ๐๐ˆ๐“๐’๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐Š๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐“๐‘๐€๐๐Ž๐ˆ๐๐€ ๐•๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐€๐Š๐€๐‘๐€๐'๐๐˜ ๐‘๐€๐๐Ž๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐Š๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐„๐“๐Ž ๐€๐-๐“๐Ž๐„๐‘๐€๐๐€Nitsidika ireo ...
17/08/2026

๐Œ๐€๐๐€๐๐‰๐€๐‘๐˜ โ€“ ๐๐ˆ๐“๐’๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐Š๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐“๐‘๐€๐๐Ž๐ˆ๐๐€ ๐•๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐€๐Š๐€๐‘๐€๐'๐๐˜ ๐‘๐€๐๐Ž๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐Š๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐„๐“๐Ž ๐€๐-๐“๐Ž๐„๐‘๐€๐๐€

Nitsidika ireo mponina traboina vokatry ny fiakaranโ€™ny ranomasina, mipetraka vonjimaika ao aminโ€™ny site EPP Masindrano, androany ny tomponandraikitra eto an-toerana, notarihinโ€™ny Lehibenโ€™ny Faritra Vatovavy, ๐‘๐ญ๐จ๐š ๐‡๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€ ๐„๐ฅ๐ฒ๐ฌ ๐Š๐š๐ซ๐ž๐ง๐š, niaraka taminโ€™ny ๐’๐“๐€๐…๐… ๐“๐ž๐ค๐ง๐ข๐ค๐š๐ง๐ฒ, ny Prรฉfet-nโ€™i Mananjary, ๐‘๐ญ๐จ๐š ๐‘๐€๐‰๐€๐Ž๐๐„๐‹๐ˆ๐๐€ ๐Œ๐š๐ซ๐ข๐ž ๐‹๐ฎ๐œ๐ข๐ž, ary ny Benโ€™ny Tanร nanโ€™i Mananjary.

Nandritra izany no nihaino mivantana ny olana sy ny hetahetanโ€™ireo traboina ka anisanโ€™izany ny tsy fisianโ€™ny trano honenana, indrindra manoloana ny fahatongavanโ€™ny taom-pianarana, amin'ny maha toeram-pianarana ny EPP Masindrano izay misy azy ireo vonjimaika ankehitriny.

Vahaolana vonjimaika, tapaka ny hanomezana toerana hafa handraisana azy ireo, ka isan'izany ny ๐ž๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Š๐š๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š sy ny eny aminโ€™ny ๐€๐‚๐”๐Œ ๐“๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐š๐จ.

Aorianโ€™ity fidinana ifotony ity dia hisy ny fivorianโ€™ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny, handinihana ny zava-misy sy hitadiavana vahaolana maharitra ho anโ€™ireo fianakaviana traboina.

๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐•๐š๐ญ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ
"๐’๐š๐ฆ๐›๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐ž ๐๐ž ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐ญ๐จ๐๐ฒ"

๐…๐€๐๐Ž๐Œ๐๐Ž๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‡๐„๐‘๐ˆ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž : ๐๐€๐๐€๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ ๐๐˜ ๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€๐'๐๐˜ ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ Toy ny fanao isaky ny Alatsinainy, mia...
17/08/2026

๐…๐€๐๐Ž๐Œ๐๐Ž๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‡๐„๐‘๐ˆ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž : ๐๐€๐๐€๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ ๐๐˜ ๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€๐'๐๐˜ ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€

Toy ny fanao isaky ny Alatsinainy, mialohanโ€™ny hiatrehanโ€™ny mpiasa ny asany, dia nanatanteraka fananganan-tsaina ny mpiasa eo anivonโ€™ny Faritra Vatovavy.

Ny Lehibenโ€™ny Faritra Vatovavy, ๐‘๐ญ๐จ๐š ๐‡๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€ ๐„๐ฅ๐ฒ๐ฌ ๐Š๐š๐ซ๐ž๐ง๐š, no nitarika izany.

Nandritra izany ihany koa no nirarianโ€™ny soa ho anโ€™ny mpiasa rehetra, mba hahavita an-tsakany sy an-davany ny asa iandraiketanโ€™ny tsirairay avy mandritra ity herinandro ity.

๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐•๐š๐ญ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ
"๐’๐š๐ฆ๐›๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐ž ๐๐ž ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐ญ๐จ๐๐ฒ"

๐—™๐—ข๐—ฅ๐—จ๐—  ๐— ๐—จ๐—Ÿ๐—ง๐—œ-๐—”๐—–๐—ง๐—˜๐—จ๐—ฅ๐—ฆ ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—ข๐—›๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—Ÿ๐—” ๐—˜๐—ง๐—ข ๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”Notanterahina nandritra ny roa andro, n...
14/08/2026

๐—™๐—ข๐—ฅ๐—จ๐—  ๐— ๐—จ๐—Ÿ๐—ง๐—œ-๐—”๐—–๐—ง๐—˜๐—จ๐—ฅ๐—ฆ ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—ข๐—›๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—Ÿ๐—” ๐—˜๐—ง๐—ข ๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”

Notanterahina nandritra ny roa andro, ny 13 sy 14 Aogositra 2026, tao aminโ€™ny Ecar Rรฉsidence Mananjary, ny ๐…๐จ๐ซ๐ฎ๐ฆ ๐Œ๐ฎ๐ฅ๐ญ๐ข-๐€๐œ๐ญ๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ, izay tafiditra ao anatinโ€™ny fandaharanasa marolafy ho anโ€™ny fanarenana ny rohivoahary sy ny ala eto Madagasikara, iarahana aminโ€™ny tetikasa ๐ˆ๐‘๐„๐Œ๐€ (๐‘๐ž๐ง๐Ÿ๐จ๐ซ๐œ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐๐ž๐ฌ ๐ข๐ง๐ฏ๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฌ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ๐ฌ ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐š ๐ซ๐ž๐ฌ๐ญ๐š๐ฎ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ž๐ฌ ๐žฬ๐œ๐จ๐ฌ๐ฒ๐ฌ๐ญ๐žฬ€๐ฆ๐ž๐ฌ ๐šฬ€ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ).

Tetikasa mikendry ny hikajy sy hiaro ny tontolo iainana, hanatsara ny fiainana ara-tsosialinโ€™ny mponina ary hampiroborobo ny fandrosoana ara-toekarena ny ๐ˆ๐‘๐„๐Œ๐€.

Tonga nanome voninahitra ny hetsika, nisolo tena ny Lehibenโ€™ny Faritra Vatovavy, ny Tale Kabinetra, ๐‘๐ญ๐จ๐š ๐€๐ง๐๐จ๐ง๐š๐ข๐ง๐š ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€๐’๐Ž๐‹๐Ž, niaraka taminโ€™ny ๐“๐š๐ฅ๐ž๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐จ๐›๐จ๐ซ๐จ๐›๐จ๐š๐ง๐š ๐š๐ซ๐š-๐ญ๐จ๐ž๐ค๐š๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š.

Nanatrika izany ihany koa ny ๐‹๐ž๐ก๐ข๐›๐ž๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ƒ๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š๐งโ€™๐ˆ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐๐ข๐š๐ง๐š, ireo Talem-paritra ary ireo lehibenโ€™ny sampandraharaham-panjakana samihafa.

๐๐ฒ ๐’๐ž๐ค๐ซ๐ž๐ญ๐ž๐ซ๐š ๐‰๐ž๐ง๐ž๐ซ๐š๐ฅ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ซ๐ž๐Ÿ๐ž๐งโ€™๐ข ๐Œ๐š๐ง๐š๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐ฒ kosa izay nisolo tena azy no nanokatra taminโ€™ny fomba ofisialy ny lanonana.

Nandritra ny forum no nifampizarana hevitra sy traikefa ary nandinihana ireo paikady ahafahana mampiroborobo ny fiarovana sy ny fanarenana ny rohivoahary, sady miantoka ny tombontsoa ara-tsosialy sy ara-toekarena ho anโ€™ny mponina.

๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐•๐š๐ญ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ
"๐’๐š๐ฆ๐›๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐ž ๐๐ž ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐ญ๐จ๐๐ฒ"

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐…๐ˆ๐…๐€๐Œ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐„๐…๐€๐๐€Tontosa androany 13 Aogositra 2026, teto aminโ€™ny biraonโ€™ny CISCO Mananjary, ny f...
13/08/2026

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐…๐ˆ๐…๐€๐Œ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐„๐…๐€๐๐€

Tontosa androany 13 Aogositra 2026, teto aminโ€™ny biraonโ€™ny CISCO Mananjary, ny fifamindram-pahefana teo aminโ€™ny Chef CISCO teo aloha,๐€๐ญ๐จ๐š ๐’๐Ž๐‹๐Ž๐Œ๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐๐Ž๐๐€ ๐‡๐ž๐ง๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐š, sy ny Chef CISCO vaovao,๐€๐ญ๐จ๐š ๐“๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐Œ๐š๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ง๐ ๐ฒ ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐‹๐„๐•๐€.

โœ…Nanome voninahitra izany ny Ramatoa Lehibenโ€™ny Faritra Vatovavy,๐ƒ๐ซ ๐‡๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€ ๐„๐ฅ๐ฒ๐ฌ ๐Š๐š๐ซ๐ž๐ง๐š, ny Prefet-nโ€™i Mananjary,๐‘๐ญ๐จ๐š ๐‹๐ฎ๐œ๐ข๐ž ๐‘๐€๐‰๐€๐Ž๐๐„๐‹๐ˆ๐๐€, Ny Solombavambahoaka voafidy tato aminโ€™ny Distrikan'i Mananjary no sady kestiora fahatelo eo anivonโ€™ny Antenimeram-pirenena ๐Œ๐€๐Œ๐ˆ๐‡๐€๐‰๐€ ๐‚๐ก๐š๐ซ๐ฅ๐จ๐ญ ,ary ireo tomponโ€™andraikitra isan-tsokajiny indrindra ny amin'ny fampianarana.

๐Ÿ“ŒMirary fahombiazana ho anโ€™ny Chef CISCO vaovao ary mirary soa hatrany ho anโ€™ny CISCO Mananjary sy ny fanabeazana eto Vatovavy.

"๐’๐€๐Œ๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐•๐„ ๐ƒ๐„ ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐€๐Š๐€ ๐“๐Ž๐ƒ๐˜๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ"

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐…๐€๐๐Ž๐Š๐€๐…๐€๐๐€ ๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐๐˜ ๐“๐„๐“๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Œ๐€ ๐ŸŒฑ๐ŸŒฟTontosa androany 12 Aogositra 2026 tao Ambohitsara Kaominina K...
12/08/2026

๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐…๐€๐๐Ž๐Š๐€๐…๐€๐๐€ ๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐๐˜ ๐“๐„๐“๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Œ๐€ ๐ŸŒฑ๐ŸŒฟ

Tontosa androany 12 Aogositra 2026 tao Ambohitsara Kaominina Kianjavato Distrika Mananjary ny fanokafana aminโ€™ny fomba ofisialy ny tetikasa IREMA (๐‘๐ž๐ง๐Ÿ๐จ๐ซ๐œ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐๐ž๐ฌ ๐ข๐ง๐ฏ๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฌ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ๐ฌ ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐š ๐ซ๐ž๐ฌ๐ญ๐š๐ฎ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ž๐ฌ ๐žฬ๐œ๐จ๐ฌ๐ฒ๐ฌ๐ญ๐žฬ€๐ฆ๐ž๐ฌ ๐šฬ€ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ).

Nanatrika sy nanokatra izany taminโ€™ny fomba ofisialy ny Lehibenโ€™ny Faritra Vatovavy,๐ƒ๐ซ ๐‡๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€ ๐„๐ฅ๐ฒ๐ฌ ๐Š๐š๐ซ๐ž๐ง๐š., niaraka taminโ€™ireo tomponโ€™andraiki-panjakana sy mpiara-miombonโ€™antoka maro.

Tetikasa izay mikendry ny famerenana aminโ€™ny laoniny sy fanatsarana ireo tontolo iainana simba, sady manampy aminโ€™ny fanatsarana ny fari-piainanโ€™ny mponina.๐ŸŒฑ

๐ŸŒฟ ๐‡๐จ ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ ๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š, ๐ก๐จ ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ซ๐š๐ง๐š๐ค๐š, ๐ก๐จ ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐š๐ง๐š.

โ€œ๐’๐€๐Œ๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐•๐„ ๐ƒ๐„ ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐€๐Š๐€ ๐“๐Ž๐ƒ๐˜โ€

Mirary fahasalamana, fahombiazana ary herim-po ho antsika rehetra aminโ€™ity herinandro vaovao ity.Enga anie isika tsirair...
10/08/2026

Mirary fahasalamana, fahombiazana ary herim-po ho antsika rehetra aminโ€™ity herinandro vaovao ity.

Enga anie isika tsirairay hahavita an-tsakany sy an-davany ny asa aman-draharaha iantsorohantsika, ho tombontsoanโ€™ny rehetra.

๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐•๐š๐ญ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
" ๐’๐š๐ฆ๐›๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐ž ๐๐ž ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐ญ๐จ๐๐ฒ "

Address

Mananjary
317

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faritra Vatovavy - pejy ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category