Mickaël Fanirisoa Sauveurs de Madagascar

Mickaël Fanirisoa Sauveurs de Madagascar TOUS POUR LA REFONDATION DE MADAGASIKARA

21/05/2026

hello

13/04/2026

Tafiditra @ dossiers procès de Jôjô ny 3800milliards miaraka vesatra mafonja marobe. Aïe aïe aïe mamay

20/03/2026

Netanyahou mpamono olona. Trump criminel. Ayatollah iranien mpamono olona.Rajôjônnamono olona.

12/03/2026

Tena leo ny vahoaka @ Siteny mirehareha, tompon'ny lakilé fa IZY angaha no nitolomana e?

10/03/2026

Samia manentana dieny izao ny manodidina rehetra hanohana antoko vaovao hanohanana n'y candidature n'i Mika.
Lasa izao an.

27/02/2026

Madagasikara irery no tena nahazo fahafahana tanteraka, izaho mahalala ny miseho any Afrika, Niger, Burkina Faso tsy milamina

27/02/2026

Malaza erak i Afrika fa luxe bé ny nanalantsika an'i Jôjô, tsy notafihana akory, tout en douceur

26/02/2026

Nivoaka ny Antony tsy nanaiken' I Ethiopie an'i rajoelina ho avy. Tsy tianedry zareo ny hisambotra azy.

22/02/2026

Matahotra mafy I Macron , betsaka ny sujets embarrassants Îles éparses, exfiltration, reconnaissa....nce officielle

Address

CAPSAT
Mahamasina
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mickaël Fanirisoa Sauveurs de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share