Fokotany Tanambao Sotema Officiel

Fokotany Tanambao Sotema Officiel � Vaovao • � Fampianarana • � Fampandrosoana
Pejy ofisialy ho an'ny mponin'i Tanambao Sotema.

TY PROGRAMME MATCH AMARAY Tohano ny Ekipanao
04/09/2026

TY PROGRAMME MATCH AMARAY
Tohano ny Ekipanao

04/09/2026
🤝 FIDINANA IFOTONY TAO AMIN’NY SECTEUR 05📍 Secteur 05 — Tanambao SotemaTanteraka androany, 3 Septambra 2026, ny fidinana...
03/09/2026

🤝 FIDINANA IFOTONY TAO AMIN’NY SECTEUR 05

📍 Secteur 05 — Tanambao Sotema

Tanteraka androany, 3 Septambra 2026, ny fidinana ifotony sy ny fifampiresahana teo amin’ny mponina ao amin’ny Secteur 05 sy ny tompon’andraikitra eto anivon’ny Fokontany.

🗳️ Nifantoka tamin’ny fanentanana ny olom-pirenena hisoratra anarana ao amin’ny lisi-pifidianana ny fifanakalozan-kevitra, ary nisy ihany koa ny fampahafantarana ireo hetsika sy fandaharanasa tanterahina eto amin’ny Fokontany.

🙏 Mankasitraka antsika rehetra tamin’ny fahatongavana sy ny fiaraha-mientana nandritra ity fihaonana ity.

💙💚 Mitohy ny fifampiresahana, mitohy ny asa.

Ho an’ny Tanambao Sotema hatrany!

📲 Araho hatrany ny pejy Fokontany Tanambao Sotema Officiel hahazoana ireo vaovao sy hetsika rehetra.

RY Vehivavy Ry Vétéran Efa maro ianareo no nanontany Fa hanomboka izy ty ka tongava aty amin'ny bureau fokontany Tanamba...
03/09/2026

RY Vehivavy
Ry Vétéran

Efa maro ianareo no nanontany
Fa hanomboka izy ty ka tongava aty amin'ny bureau fokontany Tanambao Sotema maka ilay taratasy fisoratana anarana amin'ny tournoi sady misoratra anarana anaty lisi-pifidianana

Ampitapitao fa lera

Farany fandraisana Zoma 11 Septembre à 12h

AZA ADINO FA MISY ANITO Efa Misokatra ny fisoratana anarana
03/09/2026

AZA ADINO FA MISY ANITO

Efa Misokatra ny fisoratana anarana

02/09/2026

Antsoina hivory ny solo-tena ny ekipa jiaby niany Alarobia 2 septembre à 17h30
Ampitapitao

ALAIVO SARY AN-TSAINA OE NY LALANY EKIPANAO AMIN'NY FIBATANA ILAY OMBY MATAVY
01/09/2026

ALAIVO SARY AN-TSAINA OE NY LALANY EKIPANAO AMIN'NY FIBATANA ILAY OMBY MATAVY

Calendrier match amin'ny weekend io Terrain Foot à 11 Sect 3 no hanaovana azy Izay tsy tafiditra anatiny sary manomboka ...
31/08/2026

Calendrier match amin'ny weekend io
Terrain Foot à 11 Sect 3 no hanaovana azy

Izay tsy tafiditra anatiny sary manomboka eo efa tsy mahazo misôma intsony

Ampitapitao

FORMATION Pâtisserie Spécial "DONUT et SANDWICH"👉Ho an'ny tanora 👉Ho an'ny Vehivavy 👉Ho Antsika jiaby Tongava aty amin'n...
31/08/2026

FORMATION Pâtisserie Spécial
"DONUT et SANDWICH"

👉Ho an'ny tanora

👉Ho an'ny Vehivavy

👉Ho Antsika jiaby

Tongava aty amin'ny bureau fokontany misoratra anarana amin'ny formation sady misoratra anarana anaty lisi-pifidianana izay Mbola tsy nahavita

Ampitapitao amin'ny namanao anaty sektera any

Ho an'ny Tanambao Sotema hatrany

31/08/2026

Ho Antsika Nosy Maurice ao
Misy fizaha-pasalamana bôjo niany am terrain eo
Ampitapitao

Address

Tanambao Sotema
Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fokotany Tanambao Sotema Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share