10/08/2026
Alatsinainy 10/08/26
Akon’ny fananganana ny sainam-pirenena eto amin’ny Fitaleavam-Paritra ny Fitaterana sy Famantarana ny Toetr’Andro Boeny; niarahana tamin’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny APMF sy ATT.
Lahatenin’ny Ramatoa Tale:
>Manentana ny mpiara-miasa mba hivonona amin’ny fiaraha-mientana manoloana ireo hetsika ara-panjakana sy ara-kolotoraly ho/sy tanterahina eto Mahajanga:
-ny fanatanjahan-tena an-tsekoly,
-ny Festival SOBAHYA
-sy ireo hetsika maro samy hafa mety hisy mandritra ity fotoam-pilan-tsasatra ity.