Fokontany K6 Imotro Ivato

Fokontany K6 Imotro Ivato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fokontany K6 Imotro Ivato, Public Service, Sary Masina Ivato, Ivato.

26/08/2026

FILAZANA

Tsy misokatra ny biraom-pokontany eto Ivato ny alakamisy sy zoma ary miverina misokatra indray ny Alatsinainy faha 31 jolay. Misaotra Tompoko

📢 FILAZANAHo fampahafantarana ireo tompon’ny “BAR” sy mpivarotra zava-pisotro misy alikaola eto amin’ny Fokontany Ka Ire...
18/08/2026

📢 FILAZANA
Ho fampahafantarana ireo tompon’ny “BAR” sy mpivarotra zava-pisotro misy alikaola eto amin’ny Fokontany Ka Ireto.
👉 Angatahana ny rehetra hamaky sy hanaraka ireo fepetra voalaza ao amin’ny filazana.
🙏 Misaotra amin’ny fiaraha-miasa.

📢 FAMPAHAFANTARANAAmpahafantarinay ny mponina rehetra fa efa nivoaka ny fandaharam-potoana ofisialy momba ny Fitsarana M...
07/08/2026

📢 FAMPAHAFANTARANA
Ampahafantarinay ny mponina rehetra fa efa nivoaka ny fandaharam-potoana ofisialy momba ny Fitsarana Miaramila 2026.
Koa iangaviana ireo voakasika mba hijery ny daty sy ny toerana voatondro ary hanaraka ny toromarika rehetra voasoratra.

📢 FampahafantaranaMiarahaba antsika rehetra.Ireto avy ireo hevi-dehibe nivoitra nandritra ny fivoriam-pokonolona. Koa ma...
03/08/2026

📢 Fampahafantarana
Miarahaba antsika rehetra.
Ireto avy ireo hevi-dehibe nivoitra nandritra ny fivoriam-pokonolona. Koa manasa antsika hamaky sy hanaraka ny vaovao etsy ambany.
Misaotra tompoko.

🗳️ FAMPATSIAHIVANAMitohy ny fisoratana anarana amin'ny lisitry ny mpifidy.✔️ Samia mitondra kara-panondro sy karinem-pok...
01/08/2026

🗳️ FAMPATSIAHIVANA
Mitohy ny fisoratana anarana amin'ny lisitry ny mpifidy.
✔️ Samia mitondra kara-panondro sy karinem-pokontany.
Raha misy fanontaniana dia manatona ny biraon'ny Fokontany K6.

📢 FAMPAHAFANTARANAAntsoina isika rehetra ho tonga amin'ny Fivoriambe-pokonolona.📅 Alahady 02 Aogositra 2026 🕑 Amin'ny 2 ...
01/08/2026

📢 FAMPAHAFANTARANA
Antsoina isika rehetra ho tonga amin'ny Fivoriambe-pokonolona.
📅 Alahady 02 Aogositra 2026 🕑 Amin'ny 2 ora atoandro 📍 Eo amin'ny tany malalaka akaikin'ny Orphelinat taloha.
Aoka samy hitondra ny karinem-pokontany. Tongava maro!

Address

Sary Masina Ivato
Ivato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fokontany K6 Imotro Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category