LYCEE Imerintsiatosika

LYCEE Imerintsiatosika Fizarana vaovao sy Fanehoan-kevitra

25/12/2025
07/11/2025

Miverina mianatra n'y mpianatra rehetra n'y alatsinainy 10 novambra 2025 izao.....mirary soa o....

23/10/2025

Vacance de Toussaint :25 oct-02 Nov.

Rentrée scolaire 2025-2026   Tompo homba anareo rankizy a 🥰Mankahery sy mirary soa hoatsika mpanabe ❤️ "Masina ny fanabe...
11/09/2025

Rentrée scolaire 2025-2026

Tompo homba anareo rankizy a 🥰
Mankahery sy mirary soa hoatsika mpanabe ❤️
"Masina ny fanabeazana "

ECLIPSE LUNAIRE TOTALE 🌑 Araho ny fitsipika e ! 🙏‎Ny alahady 07 septambra 2025, ny lanitra dia hanolotra antsika rehetra...
02/09/2025

ECLIPSE LUNAIRE TOTALE 🌑

Araho ny fitsipika e ! 🙏

‎Ny alahady 07 septambra 2025, ny lanitra dia hanolotra antsika rehetra eto Madagasikara éclipse lunaire totale 🌍🇲🇬

‎🔭 Ora eto Madagasikara (heure locale - EAT) :

‎🌒 Fanombohan’ny phase pénombrale : 18h28

‎🌓 Fanombohan’ny phase partielle : 19h27

‎🌑 Fanombohan’ny totalité : 20h31

‎🔴 Maximum : 21h11 → hiseho mena manjelanjelatra ny Volana (“Lune de sang”)

‎🌕 Fiafaran’ny totalité : 21h52

‎🌔 Fiafaran’ny phase partielle : 22h56

‎🌘 Fiafaran’ny phase pénombrale : 23h55

‎👉 Ny totalité dia haharitra eo amin’ny 82 minutes !

‎✨ Torohevitra hahafahana mijery tsara :
‎- Tsy mila fitaovana manokana, ny maso ihany dia ampy 🤩
‎- Mitadiava toerana malalaka tsy misy jiro be loatra 🌌

‎📅 Tsarovy tsara ny daty : 7 septambra 2025
‎Seho tsy fahita firy ho an’ny rehetra – hahita ny Lune de sang. Aza adino ity fotoana miavaka ity! 🌠
Amin'ny 31 Desambra 2028 indray vao hisy éclipse lunaire hita eto Madagasikara 😊.

Ho an'ireo rehetra maniry ny hikatroka ny "concours d'entrée en première année" ety amin'ny Ecole Supérieure Polytechniq...
29/08/2025

Ho an'ireo rehetra maniry ny hikatroka ny "concours d'entrée en première année" ety amin'ny Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo dia afaka mijery ity rohy ity ianareo : https://concours.espa-tana.mg

24/08/2025

Félicitations à tous les élèves. Et merci au corps enseignant pour leur engagement dans l'éducation.

24/08/2025

Miarahaba hoan'ireo Mpianatra izay afaka baccalauréat 2025 ary mankahery hoan' ireo tsy afaka.
Résultats lycée public Imerintsiatosika
*Serie L :
Inscrit : 65 ( 1 absent)
Admis: 31 soit 48,43%
*Serie OSE:
Inscrit : 70
Admis : 38 soit 54,28%
*serie S :
Inscrit: 104
Admis : 50 soit 48,07%

Total
Inscris :238
Admis : 118 soit 50%

Misotra an' Andriamanitra ny amin'ny Zavatra rehetra ❤️🙏
Isaorana ihany koa ireo mpanabe rehetra namolavola ireto zanatsika ❤️

24/08/2025

Arabaina daholo ireo zay afaka bacc t@ iti taona iti.
De mampahery an ireo tsy afaka koa🥺courage fona nareo.....efa ao n'y (résultats baccalauréat).ooo.

17/08/2025

🔴Afaka ny BEPC, classe de seconde no fakàna aina hoe??
⚠️TANDREMO!
➡️Ao amin'io kilasy io no hamaritanao ny ho avinao, raha eny @ sekolim-panjakana ianao no hianatra, dia ny sekoly no misafidy ny série hidiranao arakaraky ny vokatra azo ao amin'io kilasy io (manana safidy ianao fa izy no tompon'ny teny farany) A- C- D- S- L- OSE
➡️Ao no hamaritra tanteraka na ho lasa dokotera tokoa ianao na tsofin-drano hanao zavatra hafa, ary fanapahan-kevitra tsy misy lalana miverina intsony
✅Ataovy ny fialan-tsasatra, nefa mivonòna hiatrika ny ho avy, apetraho amin'ny tany ny tongotra!
❌Mety sahirana ianao tamin'ny taranja mathématiques ny taon-dasa nefa te ho dokotera? Ingénieur ? Agronome ? Économiste? ....
➡️Aza atao manova ny tanjonao ny fahasahiranana nandalo, mbola tsy tara Raha izao ianao no hanezaka. ENY AZO ATAO IZANY TOMPOKO
🤓🧑‍🎓Mirary fahombiazana ho antsika rehetra ☺️

Address

Tsarafaritra, IMERINTSIATOSIKA
Imerintsiatosika
112

Telephone

+261340902646

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LYCEE Imerintsiatosika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to LYCEE Imerintsiatosika:

Share

Category