DRCC Atsimo Atsinanana

DRCC Atsimo Atsinanana "Serasera iraisagny, kolontsaigny misongadigny"๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโค๏ธ

24/07/2026
24/07/2026

Hiaraka hiady aminโ€™ny trangana ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– isika rehetra.

๐Ÿญ๐Ÿฐ๐Ÿณ - laharana antso an-tariby ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

โ™ฆ๏ธFIVORIANA HANATSARANA NY ASAM-PANJAKANA ATO AMINโ€™NY FARITRA ATSIMO ATSINANANA ๐Ÿ”ต Taorianโ€™ny nanendrena ny Minisitry ny ...
23/07/2026

โ™ฆ๏ธFIVORIANA HANATSARANA NY ASAM-PANJAKANA ATO AMINโ€™NY FARITRA ATSIMO ATSINANANA

๐Ÿ”ต Taorianโ€™ny nanendrena ny Minisitry ny Jono sy ny Toe-karena Manga Pr MAHARAVO Jean, ho Minisitra mpiahy ny faritra Atsimo Atsinanana azy, dia tonga teto Farafangana izy sy ireo mpiara-dia aminy, ny androany Alakamisy faha 23 Jolay 2026.

๐Ÿ”ต Nampivondrona ireo Talem-paritra isan-tsokajiny, miaraka aminโ€™ireo Lehibenโ€™ny sampan-draharaham-panjakana ato aminโ€™ny faritra, notarihinโ€™ny Lehibenโ€™ny Fileovana Farafangana Andriamatoa RAKOTONDRATSIMBA Masiaritovo Antoni, sy ny Lehiben'ny Faritra Atsimo Atsinanana Ramatoa RANDRIANASOLO Volatiana Pauline, ary ny Tale Kabinetranโ€™ny Kaominina Ambonivohitrโ€™i Farafangana Andriamatoa RATOLOJANAHARY Frederic.

๐Ÿ”ต Ity no fivoriana voalohany natao ka nanafatra Andriamatoa Minisitra ny hanehoana ny Firaisankina sy ny fifanampiana eo aminโ€™ny rehetra mba ho voalohany ny faritra Atsimo Atsinanana ny aminโ€™ny fifankatiavana.

๐Ÿ”ต Samy niara-nifampizara ny tatitra aminโ€™ny asa vita sy ireo hetaheta hanatsarana ny asa sahaniny avokoa ireo Talem-paritra sy ireo Lehibenโ€™ny sampan-draharaha, ka tapaka taminโ€™izany fa hisy ny vondrona ho apetraka mba hanatsarana sy hanamafisana ny fifandraisana sy fifampizarana traikefa eo anivonโ€™ny solon-tenam-panjakana rehetra ato aminโ€™ny faritra.

23/07/2026
23/07/2026

'Ndao hahitsy ny diso. Ny fomba fanoratra ny voanteny aorian'ny "๐“๐Ž๐Š๐Ž๐๐˜".

22/07/2026

๐Ÿ๐Ÿ ๐ฃ๐จ๐ฅ๐š๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” | ๐‹๐š๐ฉ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐€๐ฆ๐›๐จ๐ก๐ข๐ญ๐ฌ๐จ๐ซ๐จ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐š

๐๐จ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐‘๐ž๐ฉ๐จ๐›๐ฅ๐ข๐ค๐š๐ง'๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š, ๐ง๐ฒ ๐Š๐จฬ‚๐ฅ๐จฬ‚๐ง๐ž๐ฅ๐ฒ ๐‘๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐ˆ๐‘๐ˆ๐๐€ ๐Œ๐ข๐œ๐ก๐š๐žฬˆ๐ฅ, ๐ข๐จ ๐ก๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐š ๐ข๐จ, ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ข๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐ณ๐จ๐ฆ๐š ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐ฃ๐จ๐ฅ๐š๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ๐ก๐จ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ฌ๐š๐จ๐ง๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐‘๐ž๐ฉ๐จ๐›๐ฅ๐ข๐ค๐š๐ง'๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š. ๐ˆ๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ง๐š๐ญ๐š๐จ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ง๐ข๐ก๐š๐ซ๐š๐ฆ-๐›๐จ๐ข๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ค๐šฬ€๐ง๐š ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ซ๐ข๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐จ๐ง๐จ๐š๐ง๐š ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ง๐š๐ญ๐š๐จ ๐ก๐จ๐ž๐ง๐ญ๐ข-๐ฆ๐š๐ง๐š๐ค๐จ๐ซ๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐จ๐ง๐ข๐š๐ง๐š ๐š๐ซ๐š-๐ฉ๐จ๐ฅ๐ข๐ญ๐ข๐ค๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ.

๐Ÿ“Œ FARAFANGANA: LAFINโ€™NY ARA-PAHASALAMANA โ™ฆ๏ธIsanโ€™ny Politika apetrakinโ€™ny Minisiteranโ€™ny fahasalamam-bahoaka ny fanomezan...
22/07/2026

๐Ÿ“Œ FARAFANGANA: LAFINโ€™NY ARA-PAHASALAMANA

โ™ฆ๏ธIsanโ€™ny Politika apetrakinโ€™ny Minisiteranโ€™ny fahasalamam-bahoaka ny fanomezana fitsaboana maharitra ho anโ€™ny vahoaka Malagasy, hoy ny Talem-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Atsimo Atsinanana, Andriamatoa RAZAFINDRADANA Zonarivelo Hery Mamy, nandritra ny fandraisam-pitenenany tamin'ny fanokafana taminโ€™ny fomba ofisialy ny varavarana misokatra, na ny ยซ porte ouverte ยป teto amin'ny CHRR Farafangana ny androany Alarobia faha 22 Jolay 2026.

โ™ฆ๏ธMandritra ny telo (03) Andro no hanatanterahana ity hetsika ity, izay maimaim-poana avokoa ireo fizaham-pasalamana sy ny fanafody mifanaraka amin'izany.

โ™ฆ๏ธTolotra ara-pahasalama maro no hositrahanโ€™ny vahoaka, toy ny fitiliana VIH-SIDA, ny homamiadanโ€™ny vozonโ€™ny tranon-jaza sy nono, fa indrindra ny fandraisana an-tanana sy fandidiana maimam-poana ny bongabe, sns; izay natao ho anโ€™ny sarangan'olona rehetra na ankizy, na Tanora, fa indrindra ireo zoky olona.

โ™ฆ๏ธTonga nanotrona izao hetsika izao ireo solon-tenam-panjakana eto an-toerana izay notarihin'ny Lehibenโ€™ny Fileovana Farafangana Andriamatoa RAKOTONDRATSIMBA Masiaritovo Antoni, sy ny Talenโ€™ny raharaha sosialy eo anivonโ€™ny faritra Atsimo Atsinanana Andriamatoa TATA SEMA Samuelison, ny Tale mitantana ny CHRR Farafangana izay mpampian-trano, Andriamatoa RAKOTONOMENJANAHARY Louis Davidson; niaraka tamin'ireo Talem-paritra sy ny lehiben'ny sampan-draharaham-panjakana, ary ireo mpiasanโ€™ny fahasalamana.

Address

Ambinany, Fenoarivo
Farafangana
309

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRCC Atsimo Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share