01/05/2026
β¨οΈππ ππππππ ππ ππππβππ π
ππππππππ-πππππππ !
β
οΈ βNy Ministeranβny Tanora sy ny Fanatanjahantena, aminβny alalanβny Fitaleavana misahana ny Fahasalamana ara-pananahana sy ny Fiarovana ny Tanora, miara-miasa aminβny UNFPA, dia manasa antsika rehetra aminβny fotoana manokana eto Antsiranana.
β
οΈ βNy feon'ny tanora no herin'ny fampandrosoana eny ifony. Ahoana no fomba fampidirana bebe kokoa ny tanora ao anatin'ny dingana fandraisana fanapahan-kevitra? Izany indrindra no hifanakalozantsika mandritra ity valandresaka ity!
βπ ππ ππππππππ:
π³ππππππππππ : "Fampidirana ireo vondron'ny tanora ao anatinβny dingana fandraisana fanapahan-kevitra eo aminβny ambaratonga ifotony."
π»ππππππ : Hampifanakalo hevitra eo aminβny tanora, ny mpisehatra ara-panjakana ary ireo mpiara-miombonβantoka amin'ny fanatrarana ny fitantanana mahomby sy andraisanβny rehetra anjara.
βπππ πππππ ππ π
πππππππ:
βπ
Andro : Sabotsy 02 mey 2026
π Ora : Manomboka amin'ny 03 ora hatramin'ny 04 ora sy sasany tolakandro (15h00 - 16h30)
π’ Toerana : Alliance FranΓ§aise Diego-Suarez
π Fidirana : MAIMAIM-POANA
βπ‘ πππ‘π¨ππ§π π§π¨ ππ¨π€π¨π§π² π‘ππ§ππ«ππ² ππ§π£ππ«π ?
Satria ny fomba fijerinao sy ny fahavononanao no antoka hanorenana ny hoavinβny kaominintsika. Na mpikambana ao anaty fikambanana ianao, na mpianatra, na tanora tsotra manana ny maha-izy azy, manana toerana feno ianao!
βAndao hiara-hientana hampandroso ny tanΓ na ! π
β