Gasy Tia Manjono Antsirabe

Gasy Tia Manjono Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Tia Manjono Antsirabe, Playground, Antsirabe.

Mitady toerana hitsangatsanganana ho an'ny lundi de  pâques ve nareo ? 🤔mba mihataka kely ny ville  dia toerana malalaka...
04/04/2026

Mitady toerana hitsangatsanganana ho an'ny lundi de pâques ve nareo ? 🤔
mba mihataka kely ny ville dia toerana malalaka sy mangigina mba hierahana en famille ? 🤩

📢 misokatra zay ny lundi de pâques ooooh 📢

fidirana : 3000 Ar/Pers .
Raha manjono dia izay Lanjan'ny azo no aloha 😉

pk 20 avant entree Antsirabe
num : 033 75 080 52

Efa ho avy zao ny p***a !raha mitady toerana mangina alavitra ny ville nareo , tsotra nefa mafinaritra dia manasa anareo...
16/04/2025

Efa ho avy zao ny p***a !
raha mitady toerana mangina alavitra ny ville nareo , tsotra nefa mafinaritra dia manasa anareo hitsidika ny ato aminay !

PK 20 alohan'ny hidirana eo antsirabe .

Malalaka azo hitsangatsanganana tsara,
afaka hanaovana picnic (afaka mitondra sakafo na afaka mikarakara ho anareo koa zay)
afaka manjono (izay azonareo no vidina)
afaka hivantanana koa ho an'ireo rerakan'ny voyage ( misy chambre familiale )

raha manana fanontaniana na hanao reservation dia mahazo miantso ny 033 75 080 52 na manoratra anay amin'ny hafatra miafina .

Mirary p***a sambatra ho antsika rehetra ary oh !

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Tia Manjono Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category