Tamami Political Party

AZA KIVY FA ILAINA NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA, FA TSY MAHAZO MIFAMPIJERY FOTSINY🙏🏼
19/05/2026

AZA KIVY FA ILAINA NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA, FA TSY MAHAZO MIFAMPIJERY FOTSINY🙏🏼

🇲🇬 TANORA MALAGASY MIROSO,dia hiifantoka tanteraka amin’ny fampiroboroboana ny TANORA MANANA VINA, na ny tsy manana ka h...
18/05/2026

🇲🇬 TANORA MALAGASY MIROSO,
dia hiifantoka tanteraka amin’ny fampiroboroboana ny TANORA MANANA VINA, na ny tsy manana ka homena ny TOE-TSAINA hoentina MAMOKATRA amin’ny SEHETRA misy azy.

🇲🇬 NY FAMPANDROSOANA DIA ARAHINA FANETREN-TENA SY FITIAVANA MBA HATRATRARANA NY TANJONA.

🇲🇬 NY TAHOTRA NY HANOMBOKA DIA SAKANA @ FAMPANDROSOANA SY NY FANAVAOZAN-TENA.

🇲🇬 NY FAHAVONANAO HIALA SY HIADY @ SAKANA NO LAKILÉ VOALOHANY..
👉🏽 ANDAO ARY HIROSO MIARAKA ISIKA, HOAN’I MADAGASCAR💪🏻

Lahaten’ny Filohan’ny TAMAMI Vaovao.

28/03/2025

Aza hadino. Ny promotion ntsika fidirana manaraka 07 Avril 2025 hi avy zao !!!!!! Antsenakely en faceny Pharmacie Mamy

iTTi ANTSIRABE
14/03/2025

iTTi ANTSIRABE

iTTi ANTSIRABEANTSENAKELY 1ERE RENTREE : 03 MARS 2024ITTI-International Tesol Training Institute Madagascar-Spoken Engli...
27/02/2025

iTTi ANTSIRABE
ANTSENAKELY
1ERE RENTREE : 03 MARS 2024
ITTI-International Tesol Training Institute Madagascar-Spoken English SEC

08/02/2025

1st Group of 10 AM Students Examination 👏
Congratulations 🎈🎊

Hoantsika eto ANTSIRABE, faritra Vakinakaratra, efa akaiky tanteraka ny ITTI, koa tongava mianatra amizay!!ITTI-Internat...
08/02/2025

Hoantsika eto ANTSIRABE, faritra Vakinakaratra, efa akaiky tanteraka ny ITTI, koa tongava mianatra amizay!!
ITTI-International Tesol Training Institute Madagascar-Spoken English SEC

Address

Antsirabe Afovoany
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261387976784

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tamami posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tamami:

Share