02/09/2026
đ LISITRY NY FITAOVANA ILAINâNY MPIANATRA
Ry Ray aman-dreny hajaina,
Ireto avy ny fitaovana ilainâireo mpianatra ao aminâny LycĂ©e dâAntehiroka :
Cahier 200 pejy â petit format
02 cahiers Ă 10 matiĂšres = 20 cahiers
Tokony hisy protĂšge-cahier samy hafa loko ho anâny taranja tsirairay.
Cahier 100 pejy â petit format
Ho anâny EPS â ThĂ©orie.
Stylo 4 couleurs :
Manga
Mena
Mainty
Maitso
Crayon
Rapporteur
RÚgle graduée
Compas
Machine Ă calculer tsy programmable
Blanco
Gomme
đ Fanamarihana manokana :
Ny insigne sy cravate kosa dia homenâny Kaominina maimaimpoana ho anâireo mpianatra rehetra hiditra ao aminâny LycĂ©e dâAntehiroka.
Mikendry hatrany ny Kaominina ny hanohana ny mpianatra sy hanamaivana ny vesatra ho anâny Ray aman-dreny. Ho hitanareo eny anivon'ny fokontany sy kaominina ireo lisitra ireo