Andao handroso tahakan'i Sina

Andao handroso tahakan'i Sina MAHAY NY ZAVATRA REHETRA AHO AO AMIN'ILAY MAMPAHERY AHY. ”Filipiana 4:13

31/05/2026

👉Ity indray misy tenina teratany sinoa efa nahomby tam fiainana ,zaraina amintsika am teny sinoa de adika am teny malagasy avy eo ary hakana
lesona mahasoa,mampandroso😇Aza adino ny mizara sy manao tiko ny pejy💪🥰

19/05/2026

😻Jereo anie fa na ny biby fiompy aza aty Sina efa
manao fanatanjahantena mba ho salama, ary hatsiro kokoa ny henany amzay 😋, isaky ny handeha hihinana ireto izy dia azakaza-dava😁

15/05/2026
15/05/2026

Mipetraka ary ny fanontaniana dia manasa anao handray anjara hamaly eo ambany!🙏de aza adino ny mizara fa manankambara koa ny namanao🙏💪

11/05/2026

🗣️Averiko eto indray ity fa mbola mila foana sady Maika! 👉Mahafehy tsara ny fandikana ny teny sinoa @ fifampiresahana andavanandro ve ianao? Raha eny dia …MHM(Mandefasa Hafatra Mihafina) fa misy asa hatolotra anao ! Eto Tana @ ankapobeany.

Clikeo Ilay sary vao asiana j'aime. Andao hanohana an'ity zanakay ity zareo aaaaa. Misaotra mialoha🙏
10/05/2026

Clikeo Ilay sary vao asiana j'aime. Andao hanohana an'ity zanakay ity zareo aaaaa. Misaotra mialoha🙏

05/05/2026

👉Ra mandalo eo ambany masonao ity horonan-tsary mihetsika fohy ity dia midika izay fa misy hafatra mahasoa tiny hambara aminao,aza adino ny manao tiko👍 ny Pejy sy mizara ihany koa fa azo antoka fa mahasoa ny namanao.

01/05/2026

ATY SINA ARIVARIVA 🌇, HORONANTSARY MIHETSIKA MIFONO HAFATRA MAHASOA! De aza adino ny manaraka sy manao tiko ny pejy,ary zarao ihany koa ny namanao 🤗

20/04/2026

Isaory foana Andriamanitra 🙏 toerana nametrahany anao androany! manaova ny soa, homeo ny tsara ao anatinao, dia hiavaka ianao.
Mety Mpitarika ianao na mpiasam-bahoaka ninoninona mety toerana misy anao,ampio ny vahoaka, zarao aminy ny mahasoa,ampianaro
izy,fa tsy mahay,mahantra, mijaly, malahelo🥲 .

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andao handroso tahakan'i Sina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category