TRANS COLIS MADA

TRANS COLIS MADA Koperativa mpitatitra entana azo antoka ,ara-potoana . ANTANANARIVO makany TOAMASINA sy ANTSIRANANA . Voakajy tsara ny entinao.

Aza misalasala miantso ny 034 30 246 95 na ny 034 69 246 95 , na mandefa hafatra eto amin'ny pejy

21/05/2026

🤣Notre quotidien....Nos tâches 👌

>>TRANSCOLIS MADA
>>Contact : 034 30 246 95 / 034 69 246 95
>>Lieu : AMBODIVOINA , ampitan'ny baobab bank
NB: Consultante

11/05/2026

AIZA NY FARITRA FANDEFASANAO/FANDRAISANAO COLIS ??😎Ndao hanao coucou ny havana/ namana lavitra iny eh👋

📦 REHEFA AFA-PO IANAREO MPANJIFA DIA FALY IZAHAY MPITATITRA🥰TRANSCOLIS MADA dia manome antoka ny fiarovana ny entanao 🔒🚚...
04/05/2026

📦 REHEFA AFA-PO IANAREO MPANJIFA DIA FALY IZAHAY MPITATITRA🥰

TRANSCOLIS MADA dia manome antoka ny fiarovana ny entanao 🔒

🚚 Haingana
📍 Manerana an’i Madagasikara
📦 Voakarakara tsara

🙏 Misaotra ny mpanjifa tamin’ny fahatokisana

👉 Mandefasa message raha handefa colis ianao



✨N'hésitez pas à nous contacter ☺️✨TRANSCOLIS MADA 🚘
23/04/2026

✨N'hésitez pas à nous contacter ☺️✨

TRANSCOLIS MADA 🚘



14/04/2026
" Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo" Lioka 24 : 34 Ho famonjena ho antsika anie ny p***a
05/04/2026

" Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo" Lioka 24 : 34

Ho famonjena ho antsika anie ny p***a

04/04/2026

📢📢Ity ny valin'ny lalao oh🎊

Arabaina i Jenny Tiverné ❤️😘😘, izy no nahazo ny vola 5000 Ar .

Misy MP alefanay,mba valiana azafady

Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara 😊🥰

📢📢FIZARANA 5000 Ar  OHH 📢📢Lalao ahazoana 5000 Ar indray Fepetra : - M'abonne @ page - Manasa namana 5 handray anjara eo ...
01/04/2026

📢📢FIZARANA 5000 Ar OHH 📢📢

Lalao ahazoana 5000 Ar indray
Fepetra :
- M'abonne @ page
- Manasa namana 5 handray anjara eo commentaire
- Inviténa ny namana rehetra hanaraka ny page ( arahana capture)

Iray ihany ny mpandresy ,amin'ny SABOTSY 04 APRILY amin'ny 12 Ora atoandro ny fisarihana

Mazotoa milalao aby 🥰

🚚 TRANS COLIS – Fitaterana azo antoka sy haingana!Manana entana halefa ve ianao? Aza manahy!Izahay ao amin’ny TRANS COLI...
30/03/2026

🚚 TRANS COLIS – Fitaterana azo antoka sy haingana!

Manana entana halefa ve ianao? Aza manahy!
Izahay ao amin’ny TRANS COLIS dia manolotra asa fitaterana entana azo itokisana, haingana ary voaaro tsara.

📦 Fandefasana colis amin’ny fomba matihanina
🔒 Entana voakarakara tsara mandritra ny dia
⏱️ Fanaterana ara-potoana
🚛 Fiara manara-penitra sy azo antoka

📞 Contact :
034 30 246 95 / 034 69 246 95

👉 Safidio ny TRANS COLIS, mpiara-miasa azo antoka amin’ny fandefasana ny entanao!

27/03/2026

🎁 VALIN'NY LALAO CRÉDIT OH🎁
Arabaina ianareo 4 mianadahy 🎊🎊
Iarisoa Miriella
Minah Rk
Randriamihaja Falin's
Maman Lauricia

Aza miala fa mbola hisy ny lalao manaraka 😊

Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra😘😘

Miarahaba ny mpikambana gouvernement vaovao 🙏Ianareo mba minisitry ny inona ??😆🤣
26/03/2026

Miarahaba ny mpikambana gouvernement vaovao 🙏

Ianareo mba minisitry ny inona ??😆🤣

Address

AMBODIVOINA
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TRANS COLIS MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category