Kid’s service prestige

Kid’s service prestige Rien ne vaut le sourire d’un enfant �

Installation   GM teny andoharanofotsy teny 🎉🎉🎉 ny lundi de Pentecôte vao maraina misandratr’andro izahay dia tonga teny...
27/05/2026

Installation GM teny andoharanofotsy teny 🎉🎉🎉 ny lundi de Pentecôte vao maraina misandratr’andro izahay dia tonga teny 🤗🤗🤗

Cliente mamikely izay no nametraka fitokisana taminay …. 🌹🌹

Hariva manodidina ny tamin’ny 5 ora no niantso aho nanontany feedback fa tsy tratra antso izy … hay hoe variana nisotisoty koa zareo lehibe 🤗🤗🤗 ❤️❤️

Misaotra anareo 🙏🙏🎉🎉🎉




26/05/2026

🎉 - Equipe ✨✨

Ça a sauté, ça a glissé et ça a beaucoup, beaucoup ri ! 🤸‍♂️🏰🎈

Hier, pour ce jour férié, nous étions à pour installer le grand bonheur des enfants (et des grands😜😜) : géant, de toutes les couleurs☀️✨

Retour en images sur une journée pleine de fun, d’énergie et de sourires 😍

Un immense merci à la cliente pour la confiance🌹

Chez , on ne s'arrête jamais de créer des souvenirs magiques ! 💫

💥💥HO AVY NY VOLAN'NY ANKIZY (VOLANA JONA)! 🎉Tsy misy fotoana tsara indrindra hiverenana amin'izay foto-kevitra hijoroana...
22/05/2026

💥💥HO AVY NY VOLAN'NY ANKIZY (VOLANA JONA)! 🎉

Tsy misy fotoana tsara indrindra hiverenana amin'izay foto-kevitra hijoroana mihoatra noho ny Volana Jona, volan'ny ankizy! 🧸🎈

Koa miomana ianareo fa hisy hetsika lehibe! Hiverina hitety elakela-trano sy hanatona anareo indray ny ekipa Kid’s service prestige ✨✨

« Meteza ho zarainay TSIKY" rehefa mahita anay eny akaiky eny ianareo! 🌹🌹

Mampanantena anareo izahay fa ho volana feno fahasambarana, kilalao, ary tsiky ny volana Jona ho avy izao 👌 Big rdv ho an'ny ankizikely rehetra⚡️⚡️

💥💥HO AVY NY VOLAN'NY ANKIZY (VOLANA JONA)! 🎉Tsy misy fotoana tsara indrindra hiverenana amin'izay foto-kevitra hijoroana...
21/05/2026

💥💥HO AVY NY VOLAN'NY ANKIZY (VOLANA JONA)! 🎉

Tsy misy fotoana tsara indrindra hiverenana amin'izay foto-kevitra hijoroana mihoatra noho ny Volana Jona, volan'ny ankizy! 🧸🎈

Koa miomana ianareo fa hisy hetsika lehibe! Hiverina hitety elakela-trano sy hanatona anareo indray ny ekipa Kid’s service prestige ✨✨

« Meteza ho zarainay TSIKY" rehefa mahita anay eny akaiky eny ianareo! 🌹🌹

Mampanantena anareo izahay fa ho volana feno fahasambarana, kilalao, ary tsiky ny volana Jona ho avy izao 👌 Big rdv ho an'ny ankizikely rehetra⚡️⚡️

Amin’ny maha « Aire de jeux mobile » azy … dia tsy voatery andeha lavitra ny ankizikely vao hilalao fa i Kid’s service prestige no manatona azy ireny 💫💫

Vokany : ho itanareo matetika isam-paritra eny… isam-pokontany eny… isaky ny commune eny… ny kilalao 🔥

Ny ekipa ihany amin’izay fotoana izay no mikarakara ny lanonana ⚡️⚡️ ary koa mandrindra ny fandraisan’ anjaran’ny ankizy tsirairay amin’ny vidiny mirary ♥️

Ka noho izany dia … meteza ho zarainay TSIKY rehefa itanareo eny amin’ny toerana akaiky anareo eny izahay 🌹🌹

✨✨Overdose de mignonnerie 😍🎈Ouffff ! Il nous aura fallu au moins tout ce temps pour digérer... non pas un gros repas, ma...
20/05/2026

✨✨Overdose de mignonnerie 😍🎈

Ouffff ! Il nous aura fallu au moins tout ce temps pour digérer... non pas un gros repas, mais TOUS les sourires, les éclats de rire et l’énergie débordante de vos enfants pendant nos 3 jours de folie à Ambatomirahavavy ! 🥳✨

Sérieusement, on a encore des étoiles plein les yeux (et un peu de fatigue dans les jambes, on avoue 😜).

Un immense MERCI à vous, parents et organisateurs Ako Akoho 3.0 Herim Andriamahaleo Billy Andria, pour votre confiance et pour avoir permis de créer ces souvenirs magiques avec nos 🌹Vous avez été au top 👌

📣 Et maintenant... On remet ça quand vous voulez ! 🤩
Une fête d' en vue ? Un ? Une cousinade ? Ou juste envie de faire plaisir aux enfants (et de souffler un peu pendant qu'ils s'amusent) ?

👉 Pensez à la location de nos équipements ! Jeux, structures , , ... nous avons tout ce qu'il faut pour transformer votre jardin ou votre salle en un véritable paradis pour enfants. 🎪🤸‍♂️

💬 Contactez-nous dès aujourd'hui en MP pour réserver votre date et faire briller les yeux de vos enfants !

Feno ankizy ny   🥰🥰Ny lehibe mampiady akoho 🤩🤩
17/05/2026

Feno ankizy ny 🥰🥰

Ny lehibe mampiady akoho 🤩🤩




16/05/2026

2 ème jour eto 🤩🤩

mahafotaka ny 🏁🏁

Kid’s service prestige

16/05/2026
16/05/2026

✨✨ Soava ny andro ✨✨

Ety amin’ny zahay manotrona an’zalah Ako Akoho 3.0 sady 🥳🥳🥳🥳

Tongava daholo eeee📣📣📣

💥💥 Ahitana lalao maro be 💥💥  GM mahazaka olon-dehibe 👌👌  ho an’ny ankizikely 🎉🎉  ho an’ny rehetra 🎨🎨 efa disponible eo n...
16/05/2026

💥💥 Ahitana lalao maro be 💥💥

GM mahazaka olon-dehibe 👌👌

ho an’ny ankizikely 🎉🎉

ho an’ny rehetra 🎨🎨 efa disponible eo ny equipements rehetra 🥳🥳

analan’azy 🤩🤩

Mankasitraka anareo rehetra efa teo omaly 🌹🌹 mbola hitohy izy ity anio sy rahampitso alahady 📆📆 eo amin’ny 📣📣

Mi-contact anay na i Herim Andriamahaleo raha sahirana ianareo mitady lay toerana 🤲

Tongava maro 🙌🏻 🥳🥳🥳

Ako Akoho 3.0

Eto amin’ny   zahay hatramin’ny alahady 17 mai 🎉🎉🎉 🎨🛝Ako Akoho 3.0
15/05/2026

Eto amin’ny zahay hatramin’ny alahady 17 mai 🎉🎉🎉 🎨🛝

Ako Akoho 3.0

Address

Bemasoandro Itaosy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kid’s service prestige posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category