AVAMI Madagasikara Ofisialy

AVAMI Madagasikara Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AVAMI Madagasikara Ofisialy, Political organisation, Antananarivo.

01/04/2026

âś…Fambolen-kazo izay notanterahin'ny Antokon'ny VAhoaka MIasa (AVAMI)tao amin'ny Kaominina Ambanivohitra Vilihazo, ny 28 Martsa 2026.

👉 Andao hiara-hientana hamboly sy hiaro ny tontolo iainantsika!

✅FAMBOLEN-KAZO 🌱Seho antsary nandritra ny fambolen-kazo izay notanterahin'ny Antokon'ny VAhoaka MIasa (AVAMI)tao amin'ny...
01/04/2026

✅FAMBOLEN-KAZO 🌱

Seho antsary nandritra ny fambolen-kazo izay notanterahin'ny Antokon'ny VAhoaka MIasa (AVAMI)tao amin'ny Kaominina Ambanivohitra Vilihazo, ny 28 Martsa 2026.
Tsy hetsika tsotra fotsiny izao fa porofo mivaingana fa isan’ny laharam-pahamehan’ny Antoko ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fanajariana ny hoavin’ny taranaka.
Ny hazo volena anio no antoky ny aina rahampitso: miaro ny tany, misoroka ny fihotsahan’ny tany, ary mitondra aina sy fahavelomana ho an’ny vahoaka.

👉 Andao hiara-hientana hamboly sy hiaro ny tontolo iainantsika!

08/03/2026

✅ Interview nataon'ny Président Régional AVAMI nandritra ny Fankalazana ny andron'ny 08 Mars

AVAMI Faritra Analamanga

✅Fanehoana an-tsary ny fankalazana ny 08 Mars 2026🫱AVAMI RÉGION ANALAMANGA
08/03/2026

âś…Fanehoana an-tsary ny fankalazana ny 08 Mars 2026

🫱AVAMI RÉGION ANALAMANGA

08/03/2026

âś…Fankalazana ny 08 Mars 2026
Nandray anjara mavitrika ny Vehivavy AVAMI Faritra Analamanga 👍

✅Notanterahina androany alarobia ,10 décembre 2025 teto aminy CCI Ivato ny fotoam-panokafana fikaonandoham-pirenena ka n...
10/12/2025

✅Notanterahina androany alarobia ,10 décembre 2025 teto aminy CCI Ivato ny fotoam-panokafana fikaonandoham-pirenena ka nandray anjara tamin'izay ny Antoko AVAMI Madagascar.

Hafatra Lehibe hoentin'AVAMI
“Tsy olona no ovaintsika fa rafitra. Tsy tombontsoa manokana fa tombontsoa iombonana. Tsy teny mamy fa asa mivaingana. Ny fanovana dia miainga eny ifotony ka miroso hatrany amin’ny sehatra nasionaly.”

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AVAMI Madagasikara Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share