27/07/2026
Tokony tsy hisy ny disadisa teo amn ireo mpiasa sy Ben 'ny tanana ny Antsiranana tamn resaka indemnité de logement,raha nahampy tsara ny budget ny commune satria betsaka ny hetra na redevance tokony hidriky agnatin'ny kitapom-bola ny commune no nalefa any amn budget général, ohatra ny redevance amn fampiasana ny tany malalaka ny port (agnatin'ny taxe portuaire)donc raha te hampandroso Madagascar marina atsika dia ny fametrahana RAFITRA FEDERALY no vahaolana