RCR Antananarivo Renivohitra

RCR Antananarivo Renivohitra Rassemblement des Citoyens Responsable RCR ou T.OLO.N.A Tambaben’ny Olompirenena Nampiraisin’ny Andraikitra. District Antananarivo Renivohitra

30/05/2026

Tsy misy zavatra mandeha ho azy izany eto antany! Misy ny logique ary misy ihany koa ny atao hoe principe!
Miafampiakina avokoa ny zavatra rehetra hatrany amin'ny sosialy, politika ary ny ekonomika fa raha sanatria ka ny iray amin'ireo misy potika na tsy mety dia fahasimbana no tohiny.
✅Tsy afaka miala amin'n sosialy isika indrindra amin'ny resaka kolontsaina, fampianarana ary ny fiarahamonina satria any no ahitana ny olona izay tena harena fototra ho an'ny firenena.
✅Eo ihany koa ireo sehatra politika izay ahafahana mandrindra sy mandamina ny fitantana rehetra eo amin'ny firenena fa tsy hataotao fotsiny hanaovana izay danin'ny kibo fa ilana fanarenana goavana be .
✅ Ny sehatra ara-ekonomika moa dia tena mampanongo tena mihitsy mahita ny zava-misy ,mamindra indray mandeha dia mihemotra in-dimy angamba farafahakeliny.
Andao hiray hina ary ! efa fotoana izao mba hanarenana an'ity Madagasikara ity.

29/05/2026

Be théorie moa izahay hoy izy ny sasany izay !
Mba henoy kely ary ity ampahany tamin'ny fampiofanana izay natao tany andilambato ity.
Dia avy eo isika manome Feedback hoe tena théorie ve ilay an'ny Rassemblement des Citoyens Responsables sa tena zavatra mitombina na hoe EXACT !
Fanovan-drafitra izay no tanjonay satria izay no mety amin'ity firenana ity mba hialana amin'ireo olana betsaka ireo.
RCR Consciencisme Culture Citoyens Responsables TOLONA

👋Miarahaba antsika rehetra.Rehefa vita ny   tany Europe. Dia mitohy hatrany ny formation Fanovan-drafitra / RCR eto anta...
27/05/2026

👋Miarahaba antsika rehetra.

Rehefa vita ny tany Europe. Dia mitohy hatrany ny formation Fanovan-drafitra / RCR eto antanindrazana, ka aty amin'ny district indray ny formation manaraka.

👉 Ka manasa antsika rehetra tsy ankanavaka, hanatrika ny fiofanana izay karakarain'ny antoko Rassemblement des Citoyens Responsables, hiarahana amin'ny filoha nasionaly Laza Razafiarison :

🛑
📅 Sabotsy 30 Mey 2026
🕘 Ora : 09h30
📍 Toerana : Village Tsaradia
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny, antsoy:
➡️ 0347475676 na 0348532456

💯 Tsy misy sarany (Formation gratuite)

🔗🛜Plateforme RCR: www.rcr-tolona.com

⚙️

26/05/2026

Isaorana antsika olon'andraikitra rehetra amin'ny Fanohanana.
Averinay eto foana fa ny ato amin'ny Rassemblement des Citoyens Responsables na ny RCR dia ny Membre foana hatreto no Manohana amin'ny fanantaterahana ny hetsika rehetra izay atao.
Fitiavana Tanindrazana no antony ary ho fitsinjovana ny taranaka sy ny ho avin'ny Firenena.
Fanovan-drafitra / RCR Consciencisme

20/05/2026

Santionany tamin'ny Fiofanana izay natao tany andilambato ity vidéo izay ho zaraina amin-tsika manaraka ity.

18/05/2026

Aoka isika rehetra samy hatsapa tena fa ny fandraisantsika tsirairay anjara manoloana ny zava-misy dia isan'ny sehetra iray afahantsika Malagasy mamonjy sy manavotra an'ity Madagasikara ity.
Jerevo ny Tanindrazantsika! Inona ny zavatra mety ho vitanao hafahanao manarina azy? inona no mety azonao hanampiana ny Mpiray tanindrazana izay eo amin'ny manodidina anao mba hahafahantsika miala amin'izao zavatra misy ankehitriny izao?
Andao hiarana mampiasa ny fahaizana izay ananantsika mba hafahatsika mampandroso an'i Madagasikara
Fanovan-drafitra / RCR Fanovan-drafitra

11/05/2026

Aiza ho aiza isika izao?
Refondation ho an'ilay République de Madagascar ve isika izao sa hakany amin'ny Veme République? Tsy miova mihitsy isika hatreto fa mazana ny Copier-coller hatrany no miainga eto hatrany amin'ny 1972 io ka hatramin'izao.
Maninona raha mba ilay tena zavatra ho an'ny Malagasy amin'izay no hiarahan-tsika managana e?
Hatreto aloha dia mbola zavatra tsy natao ho antsika foana no misy fa izay metimety amin'ny mpitarika foana.
Raha tena vonona hanao ny Fanovan-drafitra isika dia vonona mandrakariva ny Rassemblement des Citoyens Responsables sy ireo olon'Andraikitra izay mandrafitra azy hiaraka hifanolon-tanana amintsika rehetra.
Fanovan-drafitra

08/05/2026

ANDAO FA LERA !
Ho antsika avy any andilambato indray izao ny sehatra :
👉 “𝐑𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚?”
📅 Toy izao ny fandaharam-potoana :
📍 Marseille — 16 Mai 2026 🇫🇷
📞 (Inscription obligatoire : 0660445949 / 0625951074)
📍 Echandens — 17 Mai 2026 🇨🇭
📞 (Inscription obligatoire : 0604196122 / 0625951074)
📍 Berlin — 23 Mai 2026 🇩🇪
📞 (Inscription obligatoire : +491636310501 / +4915679787058)
📍 Paris — 25 Mai 2026 🇫🇷
📞 (Inscription obligatoire : 0625951074 / 0604196122)
📧 [email protected]
💡 𝐀𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐢𝐧𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐚𝐯𝐢𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 🇲🇬✨

ANDAO FA LERA !Ho antsika avy any andilambato indray izao ny sehatra :  👉 “𝐑𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 ...
08/05/2026

ANDAO FA LERA !
Ho antsika avy any andilambato indray izao ny sehatra :
👉 “𝐑𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚?”
📅 Toy izao ny fandaharam-potoana :
📍 Marseille — 16 Mai 2026 🇫🇷
📞 (Inscription obligatoire : 0660445949 / 0625951074)
📍 Echandens — 17 Mai 2026 🇨🇭
📞 (Inscription obligatoire : 0604196122 / 0625951074)
📍 Berlin — 23 Mai 2026 🇩🇪
📞 (Inscription obligatoire : +491636310501 / +4915679787058)
📍 Paris — 25 Mai 2026 🇫🇷
📞 (Inscription obligatoire : 0625951074 / 0604196122)
📧 [email protected]
💡 𝐀𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐢𝐧𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐚𝐯𝐢𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 🇲🇬✨

Address

Antananarivo Renivohitra
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RCR Antananarivo Renivohitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share