Minisiteran'ny Fizahantany sy ny Asa-tanana eto Madagasikara

Minisiteran'ny Fizahantany sy ny Asa-tanana eto Madagasikara Tongasoa eto amin'ny pejin'ny Minisiteran'ny Fizahantany sy ny Asatanana eto Madagasikara .

Ny Minisitera no miandraikitra ny famolavolana, fampiharana, fanaraha-maso ary fandrindrana ny politikam-panjakana momba ny fizahantany sy ny asa tanana.

𝗡𝗶𝘀𝗌𝗻𝗎𝗮𝗱𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗥𝗌𝘀𝗶𝗮 𝗻𝘆 𝗞𝗌𝗹𝗌𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮-𝗠𝗮𝗹𝗮𝗎𝗮𝘀𝘆 nandritra ny herinandro fankalazana ny Fahaleovantenan’i Madag...
20/08/2026

𝗡𝗶𝘀𝗌𝗻𝗎𝗮𝗱𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗥𝗌𝘀𝗶𝗮 𝗻𝘆 𝗞𝗌𝗹𝗌𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮-𝗠𝗮𝗹𝗮𝗎𝗮𝘀𝘆 nandritra ny herinandro fankalazana ny Fahaleovantenan’i Madagasikara, nanomboka ny 7 Aogositra lasa teo. Ny Masoivohon’i Madagasikara any Rosia, niaraka tamin’ny Diaspora Malagasy monina any an-toerana, no nikarakara ny hetsika, izay nahasarika mpitsidika efa ho 30 000.

🖌🪈 𝐍𝐚𝐬𝐞𝐡𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐊𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲, 𝐚𝐫𝐲 𝐀𝐚𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐚𝐬𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐊𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐯𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚, 𝐭𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐊𝐛𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐚𝐝𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐚𝐲. 𝐍𝐢𝐟𝐚𝐧𝐝𝐢𝐊𝐛𝐲 𝐭𝐚𝐚 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐬𝐞𝐡𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐚𝐳𝐢𝐀𝐚 𝐬𝐲 𝐝𝐢𝐡𝐲 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲, 𝐚𝐫𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐚𝐭𝐫𝐢𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐊𝐢𝐡𝐚𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐞𝐡𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚-𝐊𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐀𝐚𝐥𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲.

✅ Nampisongadina ny haren’ny kolontsaina, ny talentan’ny Malagasy ary ny maha-tokana an’i Madagasikara teo imason’ny vahiny ny hetsika. Nohamafisiny ihany koa ny anjara toeran’ny Diaspora Malagasy amin’ny fampahafantarana sy fampiroboroboana ny kolontsaina ary ny endrik’i Madagasikara any ivelany.

📷 African Initiative

🎓 𝗧𝗮𝗻𝗌𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗎𝗮𝘀𝘆 𝟭𝟮 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘇𝗌 𝘃𝗮𝘁𝘀𝗶𝗺-𝗜𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗌𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗌𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗌𝗿𝗶𝘀𝘆Taorian’ny fanaovan-tsonia ny fifan...
18/08/2026

🎓 𝗧𝗮𝗻𝗌𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗎𝗮𝘀𝘆 𝟭𝟮 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘇𝗌 𝘃𝗮𝘁𝘀𝗶𝗺-𝗜𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗌𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗌𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗌𝗿𝗶𝘀𝘆

Taorian’ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana fiaraha-miasa tamin’ny 6 jolay lasa teo, dia 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐥𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐭𝐬𝐢𝐊-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝟏𝟐, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐚𝐊𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐭𝐞𝐩𝐡𝐚𝐧 𝐁𝐮𝐬𝐢𝐧𝐞𝐬𝐬 𝐒𝐜𝐡𝐚𝐚𝐥 𝐚𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐚𝐫𝐢𝐬𝐲.

🇲🇬 Nofidiana ho isan’ny firenena hisitraka ity fandaharan’asa ity i Madagasikara noho ny tanjaka sy ny fahafaha-mampandroso ny sehatry ny fizahantany, ary indrindra noho ny fisian’ny tanora maro manana fahaiza-manao sy azo tohanana amin’ny alalan’ny fiofanana.

🔺𝗡𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗷𝗌𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝘀𝗶𝗺-𝗜𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗶𝘇𝗮-𝗺𝗮𝗻𝗮𝗌𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗌 𝘁𝗮𝗻𝗌𝗿𝗮 𝗲𝗌 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆, 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗵𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻’𝗶𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗌 𝗺𝗮𝗞𝗮 𝘁𝗿𝗮𝗶𝗞𝗲𝗳𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗌𝗿𝗶𝘀𝘆, 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗿𝗮𝗶𝗞𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝘁𝗮𝗻𝗷𝗮𝗞𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘁𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘁𝘆.
𝗡𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮 𝗻𝗌 𝗵𝗶𝗷𝗲𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗌𝗺𝗯𝗮 𝗵𝗶𝘁𝘀𝗶𝗻𝗷𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗌 𝘃𝗮𝘁𝘀𝗶𝗺-𝗜𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗲𝗜𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗻𝘁𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗌 𝘁𝗮𝗻𝗌𝗿𝗮 𝗵𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗞𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆.

*⃣*⃣ Azo hitarina amin’ny sehatra hafa ihany koa ny fiaraha-miasa, satria varavarana misokatra ho amin’ny fiaraha-miasa sy fiofanana maro samihafa izany”, hoy Ramatoa Minisitry ny Fizahantany sy ny Asatanana . Nambarany fa 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐊𝐢𝐬𝐲 𝐞𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐞𝐭𝐚 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚

𝗙𝗌𝗮𝗿𝗮 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗜𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗌𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗔𝘀𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮  #𝗊𝗜𝗔𝗢 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟭𝟎 𝗮𝘁𝗮𝗌 𝗮𝗻𝘆 𝗢𝘂𝗎𝗮𝗱𝗌𝘂𝗎𝗌𝘂*⃣*⃣ 𝐀𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧...
18/08/2026

𝗙𝗌𝗮𝗿𝗮 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗜𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗌𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗔𝘀𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 #𝗊𝗜𝗔𝗢 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟭𝟎 𝗮𝘁𝗮𝗌 𝗮𝗻𝘆 𝗢𝘂𝗎𝗮𝗱𝗌𝘂𝗎𝗌𝘂

*⃣*⃣ 𝐀𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐬𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 #𝐌𝐓𝐀 𝐢𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐊𝐩𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐚𝐬𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐝𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐊-𝐛𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚, 𝐝𝐢𝐚 𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐥𝐚𝐧 𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚𝐥 𝐝𝐞 𝐥’𝐀𝐫𝐭𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚𝐭 𝐝𝐞 𝐎𝐮𝐚𝐠𝐚𝐝𝐚𝐮𝐠𝐚𝐮 #𝐒𝐈𝐀𝐎, 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟏𝟖, 𝐡𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝟑𝟎 𝐎𝐀𝐭𝐚𝐛𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟎𝟖 𝐍𝐚𝐯𝐚𝐊𝐛𝐫𝐚 𝐡𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐚.

🌍 Fotoana iray hampahafantarana ny vokatra sy ny fahaiza-manao Malagasy, hihaonana amin’ireo mpiara-miombon’antoka ary hisokafana amin’ny tsena vaovao aty Afrika sy iraisam-pirenena.

👉 Misokatra 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟯𝟬 𝗔𝗌𝗎𝗌𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘀𝗌𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮.

📞 𝗛𝗌 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗜𝗶𝗻𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗌𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 ‵‵
𝗙𝗶𝘁𝗮𝗹𝗲𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗝𝗲𝗻𝗲𝗿𝗮𝗹𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗔𝘀𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 | 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮

☎ +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟎 𝟎𝟰 𝟲𝟱𝟮 𝟯𝟲 / +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟎 𝟭𝟬 𝟲𝟵𝟭 𝟲𝟱

𝑚𝒓𝒂𝒓𝒂𝒐𝒕𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒕𝒐𝒚 𝒊𝒛𝒂𝒐, 𝒂𝒎𝒑𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒊𝒛𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝑎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, 𝒂𝒓𝒚 𝒉𝒊𝒕𝒂𝒅𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒍𝒂𝒍𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒓𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒗𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐!

𝗡𝘆 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗌 𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 ‵‵

https://www.mta.gov.mg/appel-doffre/avis-au-public-relatif-a-la-participation-a-la-18e-edition-du-salon-international-de-lartisanat-de-ouagadougou-siao-2026/

𝗙𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗌𝘃𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗌𝗻𝗶𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗵𝗌 𝗳𝗮𝗺𝗜𝗶𝗿𝗌𝗯𝗌𝗿𝗌𝗯𝗌𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗎𝗮𝘀𝘆𝐍𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐚𝐧𝐲 𝟏𝟕 𝐀𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐚 𝐋𝐞 𝐂𝐚...
17/08/2026

𝗙𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗌𝘃𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗌𝗻𝗶𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗵𝗌 𝗳𝗮𝗺𝗜𝗶𝗿𝗌𝗯𝗌𝗿𝗌𝗯𝗌𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗎𝗮𝘀𝘆

𝐍𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐚𝐧𝐲 𝟏𝟕 𝐀𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐚 𝐋𝐞 𝐂𝐚𝐫𝐚𝐭 𝐀𝐊𝐛𝐚𝐭𝐚𝐟𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐚𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐧𝐢𝐚 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐞𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐜𝐢𝐞́𝐭𝐞́ 𝐌𝐀𝐆𝐍𝐄𝐕𝐀

✅ Tanjona lehibe amin’ity fiaraha-miasa ity ny hanamafisana ny fampiroboroboana an’i Madagasikara ho toerana fizahantany eo amin’ireo tsena eoropeana Atsinanana, indrindra any Pays-Bas, Bulgarie, Pologne, Roumanie ary Allemagne, ary hampitomboana ny isan’ireo mpizahatany avy amin’ireo firenena ireo mitsidika an’i Madagasikara.

🀝 𝗡𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝗞𝗲𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗞𝗌𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗺𝗲𝘁𝗿𝗮𝗞𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗌 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗌𝗮 𝘁𝗌𝗻𝘁𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗲𝘁𝘀𝗶𝗞𝗮 𝗺𝗌𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗜𝗶𝗿𝗌𝗯𝗌𝗿𝗌𝗯𝗌𝗮𝗻𝗮, 𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗮𝗿𝗌𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗌𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗲𝘁𝗌 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗎𝗮𝘀𝗶𝗞𝗮𝗿𝗮. 𝗛𝗌𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗌 𝗺𝗜𝗶𝗞𝗮𝗿𝗮𝗞𝗮𝗿𝗮 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗎𝗮𝘁𝘀𝗮𝗻𝗎𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 (𝘁𝗌𝘂𝗿-𝗌𝗜𝗲́𝗿𝗮𝘁𝗲𝘂𝗿𝘀 - 𝗮𝗎𝗲𝗻𝗰𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝘃𝗌𝘆𝗮𝗎𝗲𝘀) 𝗮𝗿𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗌 𝗺𝗮𝘁𝗶𝗵𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮 𝗲𝗌 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆.

⭕ Anisany voaresaka anatin'ity fifanarahana ity ny fampiroboroboana ny fizahantany maharitra sy tompon’andraikitra, izay manaja ny tontolo iainana, ny kolontsaina ary ny fiainan’ny vondrom-piarahamonina eny ifotony.

🛫🛫 𝐕𝐚𝐚𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐊𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐜𝐡𝐚𝐫𝐭𝐞𝐫, 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐊𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐧𝐠𝐚𝐯𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐊𝐩𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐀𝐞𝐧𝐝𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐊𝐛𝐚 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐭𝐚𝐊𝐛𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐞𝐳𝐢𝐯𝐞𝐳𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐩𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐀𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐀𝐚𝐭𝐲 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚.

🌳🐒 Nisy ihany koa ny fitsidihana ny Gasikara Parc, izay niarahan’ny ekipan’ny Minisitera sy ireo mpandraharaha vahiny. Nandritra izany no nahafahan’izy ireo nahita indray mitopy maso ny harena sy ny hakanton’i Madagasikara, eo amin’ny lafiny fizahantany, kolontsaina ary zavaboahary.

‎𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗊𝗔𝗩𝗔 | 𝗧𝗮𝗌𝗿𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗌𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗌 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝗶𝗵𝗮𝘇𝗌 𝗮𝗻'𝗶 𝗩𝗌𝗵𝗲𝗺𝗮𝗿 𝘀𝘆 𝗊𝗮𝗺𝗯𝗮𝘃𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗥𝗮𝗺𝗮𝘁𝗌𝗮 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁...
17/08/2026

‎𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗊𝗔𝗩𝗔 | 𝗧𝗮𝗌𝗿𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗌𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗌 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝗶𝗵𝗮𝘇𝗌 𝗮𝗻'𝗶 𝗩𝗌𝗵𝗲𝗺𝗮𝗿 𝘀𝘆 𝗊𝗮𝗺𝗯𝗮𝘃𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗥𝗮𝗺𝗮𝘁𝗌𝗮 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮, 𝗻𝗮𝗺𝗌𝗻𝗷𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝘀𝗶𝗞𝗮 𝗧𝘀𝗮𝗞𝗮𝗿𝗮𝗞𝗮, 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗻𝗌𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗌 𝗩𝗌𝗵𝗲𝗺𝗮𝗿 𝗻𝗮𝗻𝗌𝗺𝗯𝗌𝗞𝗮 𝗻𝘆 𝟭𝟯 𝗮𝗌𝗎𝗌𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮. 𝗙𝗌𝘁𝗌𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗞𝗌𝗮 𝗻𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗶𝗵𝗮𝗌𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝗶𝗳𝗮𝗺𝗜𝗶𝗿𝗲𝘀𝗮𝗞𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗌 𝗺𝗜𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗜𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗻-𝘁𝗌𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮.
‎
⭕ Tsakaraka, andiany faha-20, dia hetsika manome sehatra lehibe ho an’ny fampiroboroboana ny fizahantany anatiny, sady manandratra ny kolontsaina, ny fanatanjahantena, ny zavakanto ary ny toekarena eo an-toerana.

✅ Olona maherin’ny 8 000 no tonga nanatrika ity andiany ity. Nohararaotina ihany koa ny fotoana nampahafantarana ireo toerana manan-tantara sy mahasarika mpizahatany ao Vohémar, mba hahafahan’ireo mpandraharaha sy mpisehatra manome lanja sy mitrandraka tsara kokoa ny harena ara-pizahantany misy ao an-toerana.
‎
‎‎𝐍𝐚𝐡𝐚𝐊𝐚𝐟𝐢𝐬𝐢𝐧-𝐝𝐑𝐚𝐊𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐧𝐢𝐝𝐢𝐧𝐢𝐀𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐊𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐬𝐲 𝐊𝐩𝐢𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐚𝐫𝐢𝐬𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐊-𝐩𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝐞𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐀𝐚, 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐯𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐳𝐲 𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐢𝐫𝐚𝐲, 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐫𝐚𝐛𝐚𝐫𝐚𝐛𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚.

Nandritra ny fihaonana sy ny tafatafa nifanaovana tamin’ireo mpandraharaha tany an-toerana dia hita fa misy olana maro iombonan’izy ireo amin’ireo Faritra samihafa, toy ny hita tao Antsiranana. Isan’ny olana nisongadina tamin’izany ireto manaraka ireto:
𝐈𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐚 :

🔹Tsy fahampian’ny vavahady fidirana handraisana vahiny, indrindra noho ny fahavitsian’ny sidina. Ilaina noho izany ny fanitarana ny zotra sy ny fampitomboana ny sidina mankany amin’ireo Faritra hafa ;
🔹 Fahalafosan’ny saram-piaramanidina, izay anisan’ny sakana amin’ny fivezivezen’ny mpizaha tany ;
🔹 Fahasarotan’ny lalana mihazo ireo toerana azo tsidihana, ka manasarotra ny fahatongavan’ny mpizahatany sy ny fampiroboroboana izany ;
🔹 Fahelan’ny fikarakarana ireo taratasy sy fahazoan-dalana ilaina, izay manasarotra ny fahafahan’ireo mpandraharaha miasa am-pitoniana sy mahazo vokatra tsara ;
🔹 Tsy fahampian’ny fanofanana sy fanamafisana ny fahaiza-manao, mba hahatonga ireo mpisehatra isan-tsokajiny ho matihanina kokoa sy hanatsara ny kalitaon’ny tolotra omena.

𝐄𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐀𝐢𝐥𝐚𝐧𝐲, 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐥𝐲 𝐬𝐲 𝐊𝐚𝐡𝐚𝐯𝐞𝐥𝐚𝐊𝐛𝐚𝐥𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐊𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐭𝐚𝐟𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐥𝐚 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐊𝐢𝐧-𝐝𝐑𝐚𝐊𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚. 𝐅𝐚𝐭𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐧𝐚𝐊𝐩𝐢𝐭𝐚 𝐊𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐊𝐢𝐬𝐲 𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐚𝐡𝐞𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲, 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐊𝐛𝐚 𝐟𝐢𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐊𝐚𝐊𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐬𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚.

🀝 𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐲 𝐊𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚, 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐊𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐬𝐲 𝐊𝐩𝐢𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐀𝐚𝐣𝐢𝐧𝐲, 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐫𝐚𝐛𝐚𝐫𝐚𝐛𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐚.

𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗬 | 𝗙𝗘𝗊𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 𝗣𝗔𝗡𝗚𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗕𝗘𝗔𝗖𝗛Nanomboka ny zoma 14 Aogositra 2026 tao Mananjary, renivohitry ny Faritra Vatovavy, ...
16/08/2026

𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗬 | 𝗙𝗘𝗊𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 𝗣𝗔𝗡𝗚𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗕𝗘𝗔𝗖𝗛

Nanomboka ny zoma 14 Aogositra 2026 tao Mananjary, renivohitry ny Faritra Vatovavy, ny 𝐅𝐞𝐬𝐭𝐢𝐯𝐚𝐥 𝐏𝐀𝐍𝐆𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐁𝐄𝐀𝐂𝐇 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟓, 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐊𝐞 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐫𝐚𝐛𝐚𝐫𝐚𝐛𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲, 𝐧𝐲 𝐀𝐚𝐥𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐣𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚.

✅ Nanamarika ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny filaharam-be namakivaky ny tanànan’i Mananjary, narahin’ny fitsidihana ireo tranoheva, izay nanomezana lanja manokana ny asatanana sy ny vokatra maneho ny fahaiza-manao ary ny maha-izy azy ny faritra.

🚎‍♀⚜ Nitohy tamin’ireo hetsika ara-panatanjahantena ny andro faharoan’ny Festival. Na teo aza ny toetry ny andro izay somary ratsy, dia tontosa soa aman-tsara ireo fandaharam-potoana voafaritra, tao anatin’ny firaisankina sy ny fandraisan’anjaran’ireo mpandray anjara.

⭕ 𝘌𝙀 𝙖𝙣𝙖𝙩𝙞𝙣’𝙞𝙯𝙖𝙀 𝙫𝙖𝙣𝙞𝙢-𝙥𝙀𝙩𝙀𝙖𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙖𝙡𝙖𝙣-𝙩𝙚𝙖𝙚𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙀, 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣𝙟𝙖𝙧𝙖 𝙩𝙀𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙡𝙚𝙝𝙞𝙗𝙚 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙢𝙥𝙞𝙧𝙀𝙗𝙀𝙧𝙀𝙗𝙀𝙖𝙣𝙖 𝙚𝙮 𝙛𝙖𝙢𝙥𝙖𝙝𝙖𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙀 𝙛𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙚𝙖𝙢𝙞𝙝𝙖𝙛𝙖 𝙣𝙮 𝙝𝙚𝙩𝙚𝙞𝙠𝙖 𝙞𝙚𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖, 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙖𝙡𝙖𝙡𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙚𝙀𝙣𝙜𝙖𝙙𝙞𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙀 𝙝𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙖-𝙠𝙀𝙡𝙀𝙣𝙩𝙚𝙖𝙞𝙣𝙖, 𝙖𝙧𝙖-𝙩𝙀𝙚𝙠𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖, 𝙖𝙧𝙖-𝙥𝙖𝙣𝙖𝙩𝙖𝙣𝙟𝙖𝙝𝙖𝙣𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙖𝙧𝙖-𝙥𝙞𝙯𝙖𝙝𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙀𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙚𝙞𝙧𝙖𝙞𝙧𝙖𝙮.

𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 | 𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐃𝐈𝐕𝐎𝐀𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘 Tsy misy toerana afaka mandroso raha tsy mamokatra, fa mijanona ho mp...
15/08/2026

𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 | 𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐃𝐈𝐕𝐎𝐀𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘

Tsy misy toerana afaka mandroso raha tsy mamokatra, fa mijanona ho mpanjifa fotsiny. Izany indrindra no anton'ity 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐀𝐊𝐛𝐚𝐝𝐢𝐯𝐚𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐭𝐲, 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐊𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐫𝐚𝐛𝐚𝐫𝐚𝐛𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐯𝐚𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐯𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲.
Any amin’ireo faritra manodidina an’i Fandriana sy Marolambo no ahitana ny hazo Ambodivoara, ary ny Distrikan’i Fandriana no vavahady idiran’ny vokatra sy iparitahany manerana an’i Madagasikara.

➡🌳🚶‍♀🌻 𝗛𝗲𝘁𝘀𝗶𝗞𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻’𝗶 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗌 𝘁𝗌𝘆 𝗻𝘆 𝗞𝗌𝗹𝗌𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮, 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆, 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝗷𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝘁𝗌𝗲𝗞𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗔𝗺𝗯𝗌𝗱𝗶𝘃𝗌𝗮𝗿𝗮, 𝗵𝗌𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗜𝗶𝗞𝗮𝗿𝗮𝗞𝗮𝗿𝗮.

🥟🚶‍♀ Tafiditra tao anatin’ny hetsika ny dian-tongotra natao tany , ny 10 ka hatramin’ny 13 Aogositra, ho fampahafantarana ity riandrano lehibe ao anatin’ny Valanjavaboaharin’i Marolambo ity, izay kasaina homena aina indray ho fampiroboroboana ny fizahantany eny an-toerana.

👀 𝐍𝐚𝐊𝐛𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐀𝐫𝐞𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐬𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐭𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐊𝐞 𝐯𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚, 𝐟𝐚 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐝𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐡𝐚 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐊𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐧𝐢𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐀𝐚𝐧’𝐢 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐭𝐚𝐡𝐚𝐀𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐚. 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐊𝐞 𝐥𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐚𝐥𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐀𝐚𝐀𝐚, 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐥𝐚 𝐯𝐚𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲, 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐊𝐚𝐊𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐩𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐀𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚.

𝗔𝗡𝗧𝗊𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 | ‎𝗡𝗶𝘀𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗞𝗌𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗵𝗮𝗌𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗌𝗻-𝗱𝗥𝗮𝗺𝗮𝘁𝗌𝗮 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮   𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗌 𝗺𝗜𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 𝘁𝗮𝗌 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗌𝗺𝗮𝗹𝘆, 𝗻...
15/08/2026

𝗔𝗡𝗧𝗊𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 | ‎𝗡𝗶𝘀𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗞𝗌𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗵𝗮𝗌𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗌𝗻-𝗱𝗥𝗮𝗺𝗮𝘁𝗌𝗮 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗌 𝗺𝗜𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 𝘁𝗮𝗌 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗌𝗺𝗮𝗹𝘆, 𝗻𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗞𝗮𝗹𝗌 𝗵𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗌 𝗳𝗮𝗺𝗜𝗶𝘃𝗌𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮

⭕ 𝗛𝗌 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗌𝗞𝗮𝗻𝗮, hangatahan'izy ireo ny hisokafan'ny sidina Nosy Be - Diégo, ny hijerena ny saran'ny tapakalina izay tena lafo ka mampihena ny mpizahantany. Isany nangatahan'izy ireo fatatra ihany koa ny hanaovana "draguage" ny seranan-tsambo alohan'ny fahatongavan'ireo sambo lehibe mpitondra mpizahantany, ny volana Novambra izao.

✅ 𝗛𝗌 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗞𝗌𝘀𝗮, ny ahafahana mametraka village artisanal ao Diégo sy fananganana na Centre des Métiers Artisanaux hanampy amin'ny fiahiana ny mpanao asatanana.

⭕ Nialoha ity fihaonana ity moa no 𝗻𝗮𝗻𝗌𝗹𝗌𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗿𝗮𝘁𝗮𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘇𝗌𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗜𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝘁𝗶𝗵𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮 #𝗮𝗎𝗿𝗲́𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗵𝗌 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗌 𝗺𝗜𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟱𝟰, izay afaka manatanteraka ny asany na ao anatin’ny Faritra na ivelan’ny Faritra DIANA.

𝐓𝐀𝐅𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐎🇲🇬𝐀𝐧𝐝𝐚𝐚 𝐡𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐓𝐀𝐅𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐎 , 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐊𝐚𝐥𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚 𝐭𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐮𝐯𝐫𝐞 𝐇𝐚̂𝐭𝐞𝐥 𝐀𝐧𝐭...
15/08/2026

𝐓𝐀𝐅𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐎🇲🇬
𝐀𝐧𝐝𝐚𝐚 𝐡𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐓𝐀𝐅𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐎 , 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐊𝐚𝐥𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚 𝐭𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐮𝐯𝐫𝐞 𝐇𝐚̂𝐭𝐞𝐥 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐧𝐢𝐧𝐚.

Hetsika iray tafiditra ao anatin’ny fampiroboroboana ny fitafy sy ny kojakoja vita malagasy ny TAFY SEHO, izay 𝗺𝗶𝗞𝗲𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗺𝗲𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗌𝗹𝗌𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗎𝗮𝘀𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗳𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗲𝗵𝗌𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮-𝗶𝘇𝘆 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗞𝗮.

Ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Asatanana dia maneho fisaorana ireo mpamorona sy mpampiranty rehetra nandray anjara tamin’ity fiaraha-miasa ity. Porofon’ny talenta sy ny fahaiza-mamorona ananan’ny Malagasy ny asa naseho, ary manamafy fa kanto sy mendrika hasongadina ny vita malagasy.

Isaorana manokana ihany koa ny Le Louvre HÃŽtel & Spa - Antananarivo tamin’ny fandraisana sy fanohanana ny hetsika.

𝑻𝒂𝒇𝒊𝒐 𝒏𝒚 𝒗𝒊𝒕𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚,
𝑯𝒂𝒔𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒕𝒐 𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂-𝑎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚.

🇲🇬🀝🇲🇺 𝐌𝐎𝐑𝐈𝐒 𝐌𝐀𝐃𝐀 𝐁𝐔𝐒𝐈𝐍𝐄𝐒𝐒 𝐂𝐎𝐍𝐍𝐄𝐂𝐓 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐍𝐲 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲, 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐊𝐚𝐟𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐞𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐬...
14/08/2026

🇲🇬🀝🇲🇺 𝐌𝐎𝐑𝐈𝐒 𝐌𝐀𝐃𝐀 𝐁𝐔𝐒𝐈𝐍𝐄𝐒𝐒 𝐂𝐎𝐍𝐍𝐄𝐂𝐓 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐍𝐲 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲, 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐊𝐚𝐟𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐞𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐌𝐚𝐚𝐫𝐢𝐬𝐲

Tao anatin’ny Moris Mada Business Connect 2026, notanterahina ny 13 sy 14 aogositra 2026 teny amin’ny CCI Ivato, dia nandray anjara tamin'ny famelabelaran-kevitra nitondra ny lohahevitra hoe « Fizahantany, toekarena manga ary fampiroboroboana ny faritra », ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Asatanana , tamin’ny alalan'ny Ramatoa Tale Jeneralin’ny Fizahantany.

➡➡ 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐞𝐡𝐚𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐫𝐚𝐛𝐚𝐫𝐚𝐛𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝐊𝐢𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐊𝐚𝐊𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐧𝐝𝐚, 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐡𝐚-𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐝𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐊𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐊𝐞𝐧𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐌𝐚𝐚𝐫𝐢𝐬𝐲.

✅ Anisan’ny tanjona ny hampiroborobo ny tolotra fizahantany mampifandray ny firenena roa tonta, hanamora ny fivezivezena eo amin’ireo nosy, hanamafy ny fifandraisana an’habakabaka sy an-dranomasina ary hampitombo ny fiaraha-miasa eo amin’ireo mpisehatra amin’ny fizahantany.

𝑻𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒐𝒂 𝒎𝒊𝒇𝒂𝒎𝒆𝒏𝒐, 𝒗𝒊𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑹𝒂𝒏𝒐𝒎𝒂𝒔𝒊𝒎𝒃𝒆 𝑰𝒏𝒅𝒊𝒂𝒏𝒂. 🌊

-----

🇲🇬🀝🇲🇺 𝑫𝒆𝒖𝒙 𝒅𝒆𝒔𝒕𝒊𝒏𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏𝒔 𝒄𝒐𝒎𝒑𝒍𝒆́𝒎𝒆𝒏𝒕𝒂𝒊𝒓𝒆𝒔, 𝒖𝒏𝒆 𝒎𝒆̂𝒎𝒆 𝒂𝒎𝒃𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒍’𝒐𝒄𝒆́𝒂𝒏 𝑰𝒏𝒅𝒊𝒆𝒏

L’ambition est de faire de la complémentarité entre les deux destinations un véritable avantage régional : développer des offres touristiques combinées Maurice–Madagascar, faciliter les déplacements inter-îles, renforcer la connectivité aérienne, rapprocher les professionnels du secteur et explorer davantage les opportunités liées au tourisme de croisiÚre.

Address

23, Rue Fernand Kasanga Tsimbazaza
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minisiteran'ny Fizahantany sy ny Asa-tanana eto Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share