27/02/2026
119 taona lasa, ny alin’ny faha-27 hifoha 28 febroary 1897, nalain’ny mpanjanaka ankeriny Ranavalona III ary natao sesitany tany La Réunion. Nandao an’i Madagasikara izy, ka tsy hahita azy intsony, indrisy. Maty tao Alger, teo amin’ny faha 56 taonany ny Mpanjaka, ny 23 may 1917. Tamin’ny 23 septambra 1938 no nampodiana an-tanindrazana ny taolambalony.
Noho ny fahatsiarovana ny lasa tsy fanadino, dia manazava indray ny tantaran-dRranavalona III ny fikambanana Mamelomaso. Ny fahazazàny, ny fiakarany ho mpanjaka, ny sesitany ary ny lova nomeny ho an’Imerina sy ho an’i Madagasikara no aseho ao anatin’ilay ranty « "Tsiaro ho an-dRazafindrahety", izay misokatra eny Anatirovan’Antananarivo, Lapan’i Manjakamiadana ny 27 sy 28 febroary.
Dans la nuit du 27 au 28 février 1897, la reine III est envoyée de force en exil, vers l'île de la Réunion. Elle quitte pour ne plus le revoir. La Reine décèdera à Alger à 56ans, le 23 mai 1917. Sa dépouille a été rapatriée au pays le 23 septembre 1938.
A l'occasion de la commémoration de son exil forcé, l'association revient sur les traces de la dernière Ranavalona. Son enfance, son accession au trône, sa déportation et son empreinte sur l'histoire de l'Imerina et de Madagascar.
L'exposition "Tsiaro ho an-dRazafindrahety" était ouverte au palais de , les27 et 28 février 2016..
119 taona lasa, ny alin’ny faha-27 hifoha 28 febroary 1897, nalain’ny mpanjanaka ankeriny Ranavalona III ary natao sesitany tany La Réunion. Nandao an’i Madagasikara izy, ka tsy hahita azy intsony, indrisy. Maty tao Alger, teo amin’ny faha 56 taonany ny Mpanjaka, ny 23 may 1917. Tamin’ny 23 septambra 1938 no nampodiana an-tanindrazana ny taolambalony.
Noho ny fahatsiarovana ny lasa tsy fanadino, dia manazava indray ny tantaran-dRranavalona III ny fikambanana Mamelomaso. Ny fahazazàny, ny fiakarany ho mpanjaka, ny sesitany ary ny lova nomeny ho an’Imerina sy ho an’i Madagasikara no aseho ao anatin’ilay ranty « "Tsiaro ho an-dRazafindrahety", izay misokatra eny Anatirovan’Antananarivo, Lapan’i Manjakamiadana ny 27 sy 28 febroary.
Il y a 119 ans, dans la nuit du 27 au 28 février 1897, la reine III est envoyée de force en exil, vers l'île de la Réunion. Elle quitte pour ne plus le revoir. La Reine décèdera à Alger à 56ans, le 23 mai 1917. Sa dépouille a été rapatriée au pays le 23 septembre 1938.
A l'occasion de la commémoration de son exil forcé, l'association revient sur les traces de la dernière Ranavalona. Son enfance, son accession au trône, sa déportation et son empreinte sur l'histoire de l'Imerina et de Madagascar.
L'exposition "Tsiaro ho an-dRazafindrahety" est ouverte au palais de , le 27 et 28 février.