BMH Isotry

BMH Isotry Direction.Eau.Assainissement.Hygiène

🔶🔷CUA / DEAH. ⚜️ Androany 05/06/25  , andro iraisam- pirenena  ho an' ny tontolo ianainana.🎯Tontolo iainana dia trano be...
05/06/2025

🔶🔷CUA / DEAH.
⚜️ Androany 05/06/25 , andro iraisam- pirenena ho an' ny tontolo ianainana.
🎯Tontolo iainana dia trano be iombonana , miantoka ny fahavelomana , fahasalamana .
🌏Tontolo iainana dia tany , rano , afo ,rivotra.
👭 Tany : Olombelona , biby , zava- maniry .
💥Afo : manafana , mazava .
🗻Rano : Aina mamelona ny zava- manan'aina rehetra , manadio .
🌀Rivo : Miantoka ny fahavelomana , fahasalamana .
✍️ Ry olom- pirenena :
👉Tsy afaka misaraka amin' ny zava- manan' aina ireo singa efatra ireo .
➡️Andao hiaraka hikolo ny tontolo ianaina :
📝Andao arovana ny rano : Tsy lotoina , kajina .
📝Andao hiaraka ampiasa angovo maitso
👉Ahena ny fampiasana ireo akora manimba ny tontolo iainana : plastika , setroka orin' asa , setroka avy amin' ny fitrandrahana ny ala.
🚫Atsahatra ny fitrandrahana ny ala sy ireo zava - manan' aina.
📝Andao hiaraka haneho fihetsika tsotra miainga ao an- tokatrano :
👉Rehefa tsy mandoto enao dia manadio .
👉Rehefa tsy manimba ny fananana iombonana dia efa mandray andraikitra .
👉Rehefa tonga saina ianao dia efa mitondra fanovana .
" Atsahatra ny fahazaran- dratsy ka soloina fandraisana andraikitra " ✊✊

🔶🔷 CUA/DEAH.  HIDITRA  ANATIN'NY SEHATRY  ARA-DALANA AMIN'NY VAROTRA HANIMASAKA  ATAONTSIKA .⚜️ ATAOVY MADIO NY  TOERANA...
28/05/2025

🔶🔷 CUA/DEAH.
HIDITRA ANATIN'NY SEHATRY ARA-DALANA AMIN'NY VAROTRA HANIMASAKA ATAONTSIKA .
⚜️ ATAOVY MADIO NY TOERANA HIKARAKARANA SAKAFO AMIDY HO FISOROHANA NY FANAMPOIZINANA ARA-TSAKAFO.
✅ androany 28 mai 2025 , Famoriana ireo mpivarotra gargote , restaurant , hotely , Snack ato anatin'ny boriboritany faha efatra eto amin'ny kaomina Antananarivo renivohitra.
▶️Ny fotoana dia teo ambany fitarihan' Andriamatoa Tale ny DEAH sy ny mpanolon- tsaina ara -teknika ary niaraka tamin' ireo Inspecteur d' hygiène .
💥 Ny tanjony fivoriana izao dia fanentanana mahakasika ny fahasalamana , fahadiovana amin'ny varotra atao.
💥 Fampatsahivana ireo andinin- dalàna ao amin'ny CMH ,mifandraika amin'ny varotra atao.
➡️ ARAKA NY ANDININY FAHA 34/35/36/ 37 /38 /44 ao amin'ny fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikoloham-pahasalamana .
👉 Andininy faha 34: Mila diovina ny mandrakariva ny toeram-pivarotana.
👉Andininy faha 35: Voarara ny mivarotra ivelany toerana natokana hivarotana .
👉 Andininy faha 36: Mila mampiasa vatafitaratra amin'ny varotra hanimasaka ary mila manana tahirin-drano madio .
👉 Andininy faha 37 : Ny mpivarotra hanimasaka rehetra dia tsy maintsy :
-manao fizaham-pahasalamana ety amin'ny BMH isotry indray mande isa-taona.
-Mila manana kahie fitanana an-tsoratra misy fitomboky ny kaomina ary atao eo an-tsena foana afahan'ireo inspecteur d'hygiène manao fanamarihana mikasika ny fahadiovana.
👉 Andininy faha 38 : voarara ny Mampiasa kitay amin'ny varotra hanimasaka .
👉 Andininy faha 44 : NY fanamarinam-pahasalamana avy amin'ny dokotera afahana manao ny asa dia tsy maintsy ita eo an-tsena mandrakariva.
Ireto ary ireo fahazarana tokony ataony mpivarotra :
💥 fahazarana manadio .
💥akora azo antoka ampiasaina .
💥aza atambatra ny masaka sy manta rehefa mikarakara sakafo.
💥Hajao ny marimpana : mafana na mangatsika amin'ny fitahirizana sakafo.
.
.

25/05/2025
22/05/2025
🔶🔷 CUA/DEAH.  HIDITRA  ANATIN'NY SEHATRY  ARA-DALANA AMIN'NY VAROTRA HANIMASAKA  ATAONTSIKA .⚜️ ATAOVY MADIO NY  TOERANA...
21/05/2025

🔶🔷 CUA/DEAH.
HIDITRA ANATIN'NY SEHATRY ARA-DALANA AMIN'NY VAROTRA HANIMASAKA ATAONTSIKA .
⚜️ ATAOVY MADIO NY TOERANA HIKARAKARANA SAKAFO AMIDY HO FISOROHANA NY FANAMPOIZINANA ARA-TSAKAFO.
✅ androany 21 mai 2025 , novoriana tao amin'ny tranompokonolona Analakely ireo mpivarotra gargote , restaurant , hotely , Snack ato anatin'ny boriboritany fahatelo eto amin'ny kaomina Antananarivo renivohitra.
▶️Ny fotoana dia teo ambany fitarihan' Andriamatoa Tale ny DEAH sy ny mpanolon- tsaina ara -teknika ary niaraka tamin' ireo Inspecteur d' hygiène .
💥 Ny tanjony fivoriana izao dia fanentanana mahakasika ny fahasalamana , fahadiovana amin'ny varotra atao.
💥 Fampatsahivana ireo andinin- dalàna ao amin'ny CMH ,mifandraika amin'ny varotra atao.
➡️ ARAKA NY ANDININY FAHA 34/35/36/ 37 /38 /44 ao amin'ny fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikoloham-pahasalamana .
👉 Andininy faha 34: Mila diovina ny mandrakariva ny toeram-pivarotana.
👉Andininy faha 35: Voarara ny mivarotra ivelany toerana natokana hivarotana .
👉 Andininy faha 36: Mila mampiasa vatafitaratra amin'ny varotra hanimasaka ary mila manana tahirin-drano madio .
👉 Andininy faha 37 : Ny mpivarotra hanimasaka rehetra dia tsy maintsy :
-manao fizaham-pahasalamana ety amin'ny BMH isotry indray mande isa-taona.
-Mila manana kahie fitanana an-tsoratra misy fitomboky ny kaomina ary atao eo an-tsena foana afahan'ireo inspecteur d'hygiène manao fanamarihana mikasika ny fahadiovana.
👉 Andininy faha 38 : voarara ny Mampiasa kitay amin'ny varotra hanimasaka .
👉 Andininy faha 44 : NY fanamarinam-pahasalamana avy amin'ny dokotera afahana manao ny asa dia tsy maintsy ita eo an-tsena mandrakariva.
✍️Ireto ary ireo fahazarana tokony ataony mpivarotra :💥 fahazarana manadio .
💥akora azo antoka ampiasaina .
💥aza atambatra ny masaka sy manta rehefa mikarakara sakafo.
💥Hajao ny marimpana : mafana na mangatsika amin'ny fitahirizana sakafo.
.

🔶🔷 CUA/DEAH.💥 Androany 11/05/25,  fanentanana sy fampianarana mahakasika ny andinin-dalana ao amin'ny CMH mifandraika  A...
11/05/2025

🔶🔷 CUA/DEAH.
💥 Androany 11/05/25, fanentanana sy fampianarana mahakasika ny andinin-dalana ao amin'ny CMH mifandraika Amin'ny fahadiovana sy fidiovana isan-tokatrano , tao amin'ny fokontany Ambohimiadana Avaratra anatin'ny boriboritany faha 6 .
✍️ Olom-pirenena Tompon' andraikitra fa tsy mpitazana fotsiny no tanjona .
🧹🚮 Fanentanana ho antsika mponina rehetra handray anjara amin'ny latsakemboka isa-tokantrano mba ho fampandehanana ny RF2, izay miasa ho antsika .
⚖️ Mitovy zo ny tsirairay , ka aza miandry voadonan-javatra vao handray andraikitra .
👉Diovy ny manodidina ny trano fonenana .
👉Manambora toeram- pivoahana .
🚫Atsaharo ny fanarina pô sy fako anaty tatatra iombonana .
🚮 Atero eny amin'ny toerana natokana anarina azy ny fako .
📝Andao hajaina ny hafa dia mifampisintona handroso .
" Tsara ny miaina anaty tontolo madio ,andao hiaraka ientana ampandray andraikitra ny manodidina" .
'_andraikitra.
.
.
.

🔶🔷 CUA/DEAH.💥 Fiaraha mientana  Fanadiovana toeram-piasana teto anivon'ny DEAH ISOTRY.✍️Tompon' andraikitra fa tsy tompo...
09/05/2025

🔶🔷 CUA/DEAH.
💥 Fiaraha mientana Fanadiovana toeram-piasana teto anivon'ny DEAH ISOTRY.
✍️Tompon' andraikitra fa tsy tompon- toerana . 🧹🚮Naneho izany indrindra ny ekipa avy eto amin'ny fitaleavana ny Rano ,fidiovana ,fanadiovana ,androany 09/05/25
" Tsara ny miaina anaty tontolo madio ,andao hiaraka ientana ampandray andraikitra ny manodidina" .
.
'andraikitra .
.

🔶🔷 CUA/DEAH.⚜️ FIARAHA MIENTANA AMIN'NY FANADIOVANA ANDROANY .✅ androany 02/05/ 2025  Fanadiovana faobe nandraisan'ireo ...
02/05/2025

🔶🔷 CUA/DEAH.
⚜️ FIARAHA MIENTANA AMIN'NY FANADIOVANA ANDROANY .
✅ androany 02/05/ 2025 Fanadiovana faobe nandraisan'ireo ekipa rehetra anjara,izay eo Ambany fitaleavana ny Rano fanadiovana fidiovanana na DEAH .
💥 Izany dia notontosaina nanomboka teo amin'ny Jardin Anosy ka hatrany amin'ny lac Anosy sy ny manodidina .
⚜️Izao no tontosa dia teo ambany fitaritahan'ny Andriamatoa Tale DEAH , RAZAFINDRATAFIKA Arnaud Chistianni .
▶️ Isaorana foana ny Ekipa rehetra amin'ny fahavonona nandray Andraikitra amin'ny fahadiovana .
✍️ Entanina kosa isika Mponina eto Antananarivo fa :
"ADIDIKO , ADIDINAO ,ADIDINTSIKA NY MITANDRO NY FAHADIOVANA "
FANTATRO ARY FA :
➡️ ARAKA NY ANDININY FAHA 31 amin'ny fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikoloham-pahasalamana :
🛑 Mahavoasazy ny fanipazana fako avy anaty fiara na manary fako amin'ny lalam-bahoaka.
🛑 Voarara ny mangery sy mamany an-kalamanjana .
NB: NY fandikana io Andininy voalaza etsy ambony io dia mitarika sazy vono dina 50.000 ar miampy fanadiovana eo no eo.
" IZAHAY MADIO DIA AZA MISAHIRANA MANDOTO NA AZA MIANDRY VOADOAN-JAVATRA VAO HANDRAY ANDRAIKITRA."✊✊

🔶🔷CUA /DEAH. ✍️Tontosa omaly  30/04/25  ilay fifanina" seho sehatra"  mifandraika amin'ny fampanajana   fahadiovana sy f...
01/05/2025

🔶🔷CUA /DEAH.
✍️Tontosa omaly 30/04/25 ilay fifanina" seho sehatra" mifandraika amin'ny fampanajana fahadiovana sy fananana toeram-pivoahana .
💥Izao no tanteraka dia teo ambany fitarihan'ny Andriamatoa Talen'ny DEAH sy ny ekipa Mpikarakara rehetra .
💥izany dia notanterahana tao amin'ny Tranom-pokonolona Isotry .
⚜️ Maneho fankasitrahana ireo mpandray anjara rehetra tamin' ny FIFANINANANA " SEHO SEHATRA FANABEAZANA " , izay nokarakarainy kaomina Antananarivo Renivohitra amin'ny alalan'ny fitaleavana Ny Rano, Fanadiovana , Fidiovana na ny DEAH isotry ; niaraka amin'ny MEN ,MJS , MEAH .
▶️ Miarahaba manokana ny CEG Andranomena nandrombaka ny laharana voalohany tamin'ny fifaninana seho sehatra androany , ny sekoly CEG Analamahintsy moa no mpifaninana taminy .
▶️Miarahaba ihany koa ny Lycée Jean Joseph Rabearivelo izay nibata ny laharana voalohany ; marihana moa fa Liseam-panjakana 6 , atao anatiny farimpiadidiana ny tanan' Antananarivo renivohitra no nandray anjara tamin'izao fifaninana izao.
👉 Tafita tamin' ny mpandray ny loha hevitra novoizina tamin'ity fifaninanana ity satria hita samy manana talenta avokoa ny mpandray anjara rehetra ary samy nanehofa vonona itondra ilo ho an'ny manodidina azy .
👉 Loha hevitra dia notsongaina avy amin'ny fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikoloham-pahasalamana na ny CMH .
▶️ Isaorana etoana ireo orin' asa nanohana izao fifaninanana izao ,izay nanolotra loka maro ho an' ireo mpandray anjara tafiditra anatin'ny Telo voaloahany ; antenaina fa mbola hitohy ny fiaraha miasa .
.
tontolon'ny "médiatique " "appareil électronique".
" Izay tsy mandoto dia efa manadio ".

🔶🔷 CUA/DEAH.  HIDITRA  ANATIN'NY SEHATRY  ARA-DALANA AMIN'NY VAROTRA HANIMASAKA  ATAONTSIKA .⚜️ ATAOVY MADIO NY  TOERANA...
29/04/2025

🔶🔷 CUA/DEAH.
HIDITRA ANATIN'NY SEHATRY ARA-DALANA AMIN'NY VAROTRA HANIMASAKA ATAONTSIKA .
⚜️ ATAOVY MADIO NY TOERANA HIKARAKARANA SAKAFO AMIDY HO FISOROHANA NY FANAMPOIZINANA ARA-TSAKAFO.
✅ androany 29Aprily 2025 , Famoriana ireo mpivarotra gargote , restaurant , hotely , Snack ato anatin'ny boriboritany voalohany eto amin'ny kaomina Antananarivo renivohitra.
▶️Ny fotoana dia teo ambany fitarihan' Andriamatoa Tale ny DEAH sy ny mpanolon- tsaina ara -teknika ary niaraka tamin' ireo Inspecteur d' hygiène .
💥 Ny tanjony fivoriana izao dia fanentanana mahakasika ny fahasalamana , fahadiovana amin'ny varotra atao.
💥 Fampatsahivana ireo andinin- dalàna ao amin'ny CMH ,mifandraika amin'ny varotra atao.
➡️ ARAKA NY ANDININY FAHA 34/35/36/ 37 /38 /44 ao amin'ny fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikoloham-pahasalamana .
👉 Andininy faha 34: Mila diovina ny mandrakariva ny toeram-pivarotana.
👉Andininy faha 35: Voarara ny mivarotra ivelany toerana natokana hivarotana .
👉 Andininy faha 36: Mila mampiasa vatafitaratra amin'ny varotra hanimasaka ary mila manana tahirin-drano madio .
👉 Andininy faha 37 : Ny mpivarotra hanimasaka rehetra dia tsy maintsy :
-manao fizaham-pahasalamana ety amin'ny BMH isotry indray mande isa-taona.
-Mila manana kahie fitanana an-tsoratra misy fitomboky ny kaomina ary atao eo an-tsena foana afahan'ireo inspecteur d'hygiène manao fanamarihana mikasika ny fahadiovana.
👉 Andininy faha 38 : voarara ny Mampiasa kitay amin'ny varotra hanimasaka .
👉 Andininy faha 44 : NY fanamarinam-pahasalamana avy amin'ny dokotera afahana manao ny asa dia tsy maintsy ita eo an-tsena mandrakariva.
"Lahitokana ny aina ka Andao hitandro ny fahadiovana."

20/04/2025
  .  . .
17/04/2025

.
.
.

Address

BMH ISOTRY
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BMH Isotry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category