Task Force Rano Antananarivo

Task Force Rano Antananarivo Page officielle du Brigade de l'Eau "Task Force Rano Antananarivo"

08/10/2024

Tonga soa eto amin'ny pejy ofisialin'ny “BRIGADE DE l’EAU ANTANANARIVO”.Manentana anareo izahay hifampiresaka am-pahatsorana sy am-panajana, saingy mba ho fitazonana toerana madio sy mahasoa ho an’ny rehetra, dia misy fitsipika napetraka momba ny fanaraha-maso ny fanehoan-kevitra:
1. Fifanajana sy fitondran-tena mendrika : Tokony ho feno fanajana ny fanehoan-kevitra atao. Tsy azo ekena ny fanehoan-kevitra manevateva, teny manambany, fanenjehina manokana, na ny resaka rehetra mampirisika herisetra.
2. Fanehoan-kevitra tsy mifanaraka amin’ny lahatsoratra : Tokony hifandray amin'ny lohahevitra resahina ny fanehoan-kevitra. Ny fanehoan-kevitra tsy mifanaraka amin'ny lahatsoratra na “spam” (anisan'izany ny dokambarotra) dia tsy ekena.
3. Fanarahana ny lalàna : Tokony hanaraka ny lalàna manan-kery ny fanehoan-kevitra. Ny fanehoan-kevitra mampirisika hetsika tsy ara-dalàna, toy ny fanalam-baraka, fanavakavahana, na ny fanitsakitsahana ny zon'ny hafa, na olona na orinasa na fikambanana dia tsy ekena.
4. Fiteny mendrika : Ny fanehoan-kevitra misy fiteny maloto, vetaveta, na manafintohina dia tsy ekena ary tsy ho azo nekena mihitsy.
5. Fiarovana ny mombamomba manokana : Mangataka anareo izahay mba tsy hamoaka vaovao manokana (toy ny laharan-telefaonina, adiresy na antsipiriany miafina). Ny fanehoan-kevitra misy izany dia hesorina.
6. Fanaraha-maso : Manan-jo hanala izay fanehoan-kevitra heverinay fa tsy mendrika na tsy manaraka ireo fepetra ireo izahay. Amin’ny fanekena ny handray anjara amin'ny adihevitra eto amin'ity pejy ity, dia manaiky ny fepetra fanaraha-maso ianareo.
Raha manana fanontaniana na fanamarihana, dia aza misalasala mifandray aminay mivantana amin'ny alàlan'ny hafatra miafina.

Bienvenue sur la page officielle du BRIGADE DE l’EAU ANTANANARIVO. Nous encourageons les discussions ouvertes et respectueuses, mais afin de maintenir un espace sain et constructif, nous avons mis en place quelques règles pour la modération des commentaires :
1. Respect et courtoisie : Les commentaires doivent être respectueux envers tous. Les propos haineux, insultes, attaques personnelles, ou tout contenu incitant à la violence ne seront pas tolérés et seront pas acceptés.
2. Hors sujet : Les commentaires doivent être en rapport avec le sujet de la publication. Tout contenu hors sujet ou spam (y compris les promotions, jeux, publicités…) sera modéré.
3. Respect des lois : Les commentaires doivent respecter les lois en vigueur. Toute incitation à des activités illégales, y compris la diffamation, les discours de haine, et les violations de droits d'auteur, que ce soit une personne, une société ou association ne seront pas acceptés.
4. Langage approprié : Les commentaires contenant des vulgarités, des mots, photos ou vidéo inappropriés ou choquants ne seront pas approuvés.
5. Protection des informations personnelles : Nous demandons aux utilisateurs de ne pas publier d'informations personnelles (comme des numéros de téléphone, des adresses ou des détails confidentiels). Les commentaires contenant ce type d'informations seront pas acceptés.
6. Modération proactive : Nous nous réservons le droit de supprimer tout commentaire que nous jugeons inapproprié ou qui ne respecte pas ces règles. En participant aux discussions sur cette page, vous acceptez ces conditions de modération.
Nous vous remercions pour votre compréhension et espérons que vous continuerez à participer activement de manière respectueuse et constructive.
Si vous avez des questions ou des préoccupations, n'hésitez pas à nous contacter directement via message privé.

Address

Ministère De L'Eau, De L'Assainissement Et De L'Hygiène
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Task Force Rano Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share