CUA-Impôt Foncier sur les Propriétés Bâties-IFPB

CUA-Impôt Foncier sur les Propriétés Bâties-IFPB Tongasoa ato amin’ny pejy ofisialin’ny IFPB an’ny CUA.

Manasa antsika hamantatra ireo mombamoban’ny taotao-ketra IFPB izay tokony ho efain’ny tsirairay hoan’ny tananantsika

FAMPATSIAHIVANA❗️Fantaro fa hifarana ny 7 novambra 2024 ny iray volan'ny hetra IFPB 2021-2022Manentana ny fahatongavanao...
28/10/2024

FAMPATSIAHIVANA❗️

Fantaro fa hifarana ny 7 novambra 2024 ny iray volan'ny hetra IFPB 2021-2022

Manentana ny fahatongavanao eny amin'ny toerana voatokana hanaovana sy hanitsiana ny fanambaran-ketranao mandritra izao iray volan'ny hetra trano izao.




Voir moins

IFPB FAMPATSIAHIVANA FANENAN-KETRA❗️Araho araky izao ny hetra tokony alohanao sy ny taha fanenan-ketra mifanaraka aminy ...
25/10/2024

IFPB

FAMPATSIAHIVANA FANENAN-KETRA❗️

Araho araky izao ny hetra tokony alohanao sy ny taha fanenan-ketra mifanaraka aminy izany.

BORIBORITANY :
I - TRANOM-POKONOLONA
Site I : ISOTRY/ Site II : ANALAKELY
II- BIRAOM-POKOTANY AMBATOROKA
Site I : TRANOM-POKONOLONA
III- ANKORONDRANO ANDREFANA
Site II TRANOM-POKONOLONA AMBOHITRAKELY
IV - Site I : DACVC IMV TSARAFARITRA – TSIMBAZAZA
Site II : IVON-KETRA ANOSIPATRANA
V- CNEARGR NANISANA
VI- BORIBORITANY ANOSISOA



24/10/2024

HETRA TRANO
Fanenan-ketra faobe 2021-2022

Lahatsary fanehoan-kevitra avy amin'ireo izay nandray anjara tamin'ny fandoavana hetra 2021 - 2022 ary nisitrak ireo tombotsoa amin'izao iray volan'ny hetra trano izao




🗓 FAMPATSIAHIVANA❗️Fantaro fa hifarana ny 7 novambra 2024 ny iray volan'ny hetra IFPB 2021-2022Manentana ny fahatongavan...
23/10/2024

🗓 FAMPATSIAHIVANA❗️

Fantaro fa hifarana ny 7 novambra 2024 ny iray volan'ny hetra IFPB 2021-2022

Manentana ny fahatongavanao eny amin'ny toerana voatokana hanaovana sy hanitsiana ny fanambaran-ketranao mandritra izao iray volan'ny hetra trano izao.




22/10/2024

Oronan-tsara fohy, hiarahana amin'ireo izay efa nandoha ny Hetra

📣FAMPAFANTARANA📣Fanenan-ketra trano faobe 07 oktobra - 7 novambra 2024Ny CUA dia mampafantatra anao ny ora sy fotoana ah...
22/10/2024

📣FAMPAFANTARANA📣

Fanenan-ketra trano faobe 07 oktobra - 7 novambra 2024

Ny CUA dia mampafantatra anao ny ora sy fotoana ahafahanao manatona ireo toerana voatokana sy manantanteraka ny fandoavana sy fanitsiana ny hetranao




𝑭𝑨𝑴𝑷𝑨𝑻𝑺𝑰𝑨𝑯𝑰𝑽𝑨𝑵𝑨Hifarana ny 7 novambra 2024 ny iray volan'ny hetra IFPB 2021- 2022Manasa antsika ny kaominina mba hanefa ...
22/10/2024

𝑭𝑨𝑴𝑷𝑨𝑻𝑺𝑰𝑨𝑯𝑰𝑽𝑨𝑵𝑨

Hifarana ny 7 novambra 2024 ny iray volan'ny hetra IFPB 2021- 2022

Manasa antsika ny kaominina mba hanefa izany hafahanao misitraka ny fanenanketra

👉 Ny kaominina dia miasa ho anao
👉 Manamora ny fandoavanao hetra ny kaominina

FANENAN-KETRA FAOBE 2021-2022 👉Ny CUA dia manampy ny mponin’Antananarivo ahalala ny atao hoe IFPB, ireo antony tokony ha...
22/10/2024

FANENAN-KETRA FAOBE 2021-2022
👉Ny CUA dia manampy ny mponin’Antananarivo ahalala ny atao
hoe IFPB, ireo antony tokony hanefana izany, ary ireo tombotsoa mandritra izao iray volan’ny hetra trano izao.

👉Koa manentana anao hanatona ireo toerana voatondro hanaovana sy hanitsiana ny fanambaran-ketranao mandritra izao iray volan’ny hetra trano izao.




21/10/2024

FANENAN-KETRA TRANO FAOBE 7 oktobra-7 novambra 2024.

Ny CUA dia mampatsiahy ny mponin' Antananarivo fa misy ny fanenan-ketra fao be 2021-2022.

Noho izany , asaina isika rehetra hanatona ireo toerana voatondro ho an'izany . Hahafahana manao sy manitsy ny fanambaran-ketra.



𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗜𝗙𝗣𝗕 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮I𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 eto amin'ny 𝟲 è𝗺𝗲 𝗮𝗿𝗿𝗼𝗻𝗱𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁Hoantsika eto amin’ny b...
18/10/2024

𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗜𝗙𝗣𝗕 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮
I𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 eto amin'ny 𝟲 è𝗺𝗲 𝗮𝗿𝗿𝗼𝗻𝗱𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁
Hoantsika eto amin’ny boriboritany faha enina, ireto avy ny toerana hafahana mandoha ny hetra


𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗜𝗙𝗣𝗕 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮I𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 eto amin'ny 𝟱 è𝗺𝗲 𝗮𝗿𝗿𝗼𝗻𝗱𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁Hoantsika eto amin’ny b...
18/10/2024

𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗜𝗙𝗣𝗕 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮
I𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 eto amin'ny 𝟱 è𝗺𝗲 𝗮𝗿𝗿𝗼𝗻𝗱𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁
Hoantsika eto amin’ny boriboritany faha dimy, ireto avy ny toerana hafahana mandoha ny hetra


𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗜𝗙𝗣𝗕 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮I𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 eto amin'ny 4 è𝙢𝙚 𝙖𝙧𝙧𝙤𝙣𝙙𝙞𝙨𝙨𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩Hoantsika eto amin’ny b...
18/10/2024

𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗜𝗙𝗣𝗕 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮
I𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 eto amin'ny 4 è𝙢𝙚 𝙖𝙧𝙧𝙤𝙣𝙙𝙞𝙨𝙨𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩
Hoantsika eto amin’ny boriboritany faha efatra, ireto avy ny toerana hafahana mandoha ny hetra


Address

Analakely
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CUA-Impôt Foncier sur les Propriétés Bâties-IFPB posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share