Fanavaozana ho an’ny Kaominina Ampangabe

Fanavaozana ho an’ny Kaominina Ampangabe Indro havaozina ny zavatra rehetra

04/12/2024

Sabotsy 30/11/2024
Fanadihadiana niaraka tamin'ny mpanao gazetin'ny Dream'in

Eto Antampin-tanàna Antanety II Fkt Soamanjaka Nord no misy ny Niveleuse, sambany amin'ny tantara izao.. Indro tonga ny ...
02/12/2024

Eto Antampin-tanàna Antanety II Fkt Soamanjaka Nord no misy ny Niveleuse, sambany amin'ny tantara izao..
Indro tonga ny FANAVAOZANA N°6

30/11/2024

Hira Faneva..
Indro tonga amin-tsika ny FANAVAOZANA

Tatitra an-tsary ny sabotsy 23/11/2024
24/11/2024

Tatitra an-tsary ny sabotsy 23/11/2024

Araho ary ireo "6 ACTION PLAN" handrafitra ny 5 taona..
24/11/2024

Araho ary ireo "6 ACTION PLAN" handrafitra ny 5 taona..

Andao fantarina indray ary ireo Filankevitra ao amin'ny antoko FANAVAOZANA.Mirary soa ho antsika rehetra.
18/11/2024

Andao fantarina indray ary ireo Filankevitra ao amin'ny antoko FANAVAOZANA.
Mirary soa ho antsika rehetra.

FANAMBORAN-DALANA SY FANOMEZANA ASA HO AN’NY MPONINA. Notsidihana ny toerana misy ny vato (CARRIERE) izay akora fototra ...
05/11/2024

FANAMBORAN-DALANA SY FANOMEZANA ASA HO AN’NY MPONINA.
Notsidihana ny toerana misy ny vato (CARRIERE) izay akora fototra entina hanamboarana ny ‘’lalana’’ mirefy 25 km manerana ny fokontany 14, natao izao fitsidihana izao ho fanomanana sahady sy hafantarana mialoha hoe ampy sa tsy ampy ny akora fototra izay ananan’ny Kaominina..

Ireto no hilain-tsika:
1. Akora fototra
Quartzite : couche de forme
Vato kely 0/150: couche de fondation
Vato kely 0/31,5: couche de base
Vato (moellon) : hanaovana ny lalan-drano na ny (assainissement).

2. Fitaovana (Ressource matériel)
‘’Concasseur’’ ( mitsako ny vato sy manome ny calibrage araky izay ilaina)
‘’Camion sy Sarety’’ (mitatitra ny vato)
‘’Engins de terrassement’’ (étalage, réglage, compactage)

3. Ny mpiasa (ressources humaines)
Ny olona rehetra manerana ny kaominina no antsoina hanatevin-daharana amin’ny fanamboarana ny lalana ary mandray ny karama isam-bolana toy ny mpiasa rehetra mandritry ny 2 taona.

Mirary herin’andro vaovao ho feno fahombiazana ho antsika indray ary e.

1. Nidina ifotony niaraka tamin’ireo ray aman-dreny eto amin’ny fokontany Ampandrilaza sy Ambohimiandry  ny kandida laha...
16/10/2024

1. Nidina ifotony niaraka tamin’ireo ray aman-dreny eto amin’ny fokontany Ampandrilaza sy Ambohimiandry ny kandida laharana faha 6,
2. Nijery ny paik’ady hananganana ny barrage Hydro Agricole Andromba sy ny lakan-drano na ny canal d’irrigations , izay manondraka ny tanimbary hatramin’ny 600 ha,
3. Nametraka ny fanamby i Mr JERY fa ao anatin’ny traikefany sy ny fahaiza-manaony tanteraka ny foto-drafitr’asa toy izao, fanamby ny hamita izany anatin’ny 6 volana katroka.
4. Hamboly indroa isa-taona ary ny mponina ary hanana ny fahaleovantena ara-tsakafo.

- Conducteur de Travaux amin’ny orinasa Sogea Satom- 11 année d’expérience en Genie Civil et Travaux Publics: (6ans: Col...
09/10/2024

- Conducteur de Travaux amin’ny orinasa Sogea Satom
- 11 année d’expérience en Genie Civil et Travaux Publics: (6ans: Colas Madagascar - 5ans Sogea Satom) :
( Fanamboran-dalana - Fanamboarana tetezana (ouvrage Transversale/ Longitudinale) - fananganana ny toha-drano lehibe: Barrage en Béton armé - Barrage en Terre (DAM) - Fanamboarana seranan-tsambo ( Travaux Portuaire) - Fanamboarana ny fiharovana ny sisin-dranomasina(Travaux de protection littoral) - fananganana ny trano (batiment) manaraka ny fenitra.
- Tantsaha ( mpamboly sy mpiompy) mahalala tsara ny zava-misy eny ifotony.
- Teknisianina amin’ny foto-drafitr’asa
- Niofana manokana tany Senegal momban’ny Management and Leadership.
- Tia fandrosoana, manana vina.
- Kristianina Protestanta ary manaja ny finoan’ny afa.
-Monina ao Antanety II Soamanjaka Nord
- 34 ans.

Address

Ampangabe
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanavaozana ho an’ny Kaominina Ampangabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share