SE auprès de la Présidence en charge de la Souveraineté Alimentaire

SE auprès de la Présidence  en charge de la Souveraineté Alimentaire Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SE auprès de la Présidence en charge de la Souveraineté Alimentaire, Public Service, Ampandrian'omby, Antananarivo.
(1)

28/10/2025
23/10/2025

𝐓𝐒𝐘 𝐇𝐈𝐒𝐘 𝐍𝐘 “𝐄𝐅𝐅𝐈𝐆𝐈𝐄” 𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐑𝐘 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐏𝐎𝐁𝐋𝐈𝐊𝐀.

Ao anatin’ny fanatanterahana ny Fanavaozana ny fitantanana ny firenena, dia manambara ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, Kolonely Michaël RANDRIANIRINA, fa 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐢𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐡𝐚𝐩𝐞𝐭𝐚𝐤𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐛𝐢𝐫𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚.

Natao izany mba :
• Hialàna amin’ny kolontsaina fanandratana olon-tokana
• Hampiharana ny politikan’ny fitsitsiana. Isan’ izany ny fahaizana mitsinjara sy mampiasa amin’ny tokony ho izy ny volam-panjakana.

Ity sary ity kosa dia entina maneho fa ny 𝐅𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐦𝐩𝐨 𝐬𝐲 𝐡𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚. 𝐀𝐫𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐬𝐲 𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐤𝐢𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚.

22/10/2025
𝐏𝐚𝐥𝐚𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨[𝗟𝗲, 𝟐𝟏 𝐨𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟓]🛑𝗜𝗡𝗦𝗧𝗥𝗨𝗖𝗧𝗜𝗢𝗡
21/10/2025

𝐏𝐚𝐥𝐚𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨
[𝗟𝗲, 𝟐𝟏 𝐨𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟓]

🛑𝗜𝗡𝗦𝗧𝗥𝗨𝗖𝗧𝗜𝗢𝗡

20/10/2025

𝟐𝟐 𝐎𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 |
Ao anatin'ny fanorenana an'i Madagasikara, araka ny voalazan'ny andininy faha-54 ao amin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblikan’i Madagasikara, dia noraisin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara ny didim-panjakana laharana faha 2025-1101 tamin'ny 20 Oktobra 2025 manendry an'Andriamatoa 𝐇𝐞𝐫𝐢𝐧𝐭𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚 𝐑𝐀𝐉𝐀𝐎𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐄𝐋𝐎, ho 𝐏𝐫𝐚𝐢𝐦𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐫𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞𝐧'𝐧𝐲 𝐆𝐨𝐯𝐞𝐫𝐧𝐞𝐦𝐚𝐧𝐭𝐚 araka ny tolo-kevitr'ireo solombavambahoakan'i Madagasikara.

Maro ny antony nisafidianana azy hoy ny Filoham-panjakana. Ankoatran'ny fahaizany dia olona manana traikefa sy fahalalana lalina amin’ny sehatra ara-toekarena, ara-barotra ary amin’ny fifandraisana iraisam-pirenena, ny Praiministra vaovao.

Address

Ampandrian'omby
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SE auprès de la Présidence en charge de la Souveraineté Alimentaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category