14/07/2026
Zaza very, hita n'y Polisy nanao fisafoana Téo ambohijatovo ambony, hiangaviana n'y havany akaiky s'y n'y fianakaviany haka azy eto Amin n'y Commissariat Ambohijatovo, milaza izy fa i hantarisoa malala sandrina no anarany, 14 taona, monina ao antohomadinika