18/08/2026
✅ ️Mieux comprendre les termes liés aux permis miniers ! ⛏️
Découvrez, en quelques mots, les définitions essentielles du Code Minier pour mieux comprendre les principaux concepts liés aux permis et aux activités minières à Madagascar. (SUITE)
✔️ Fantaro bebe kokoa ireo voambolana mifandraika amin’ny fahazoan-dàlana momba ny harena ankibon’ny tany ! ⛏️
📚 Ianaro amin’ny fomba tsotra ireo famaritana fototra ao anatin’ny Fehezan-dalàna momba ny Harena Ankibon’ny Tany, mba hahafahanao mahafantatra bebe kokoa ireo voambolana sy foto-kevitra lehibe mifandraika amin’ny fahazoan-dàlana sy ny asa fitrandrahana eto Madagasikara. (TOHINY)