28/03/2017
FETY NY AO AN-TANANA.
Ny FARITANY MPANAZAVA SY TILY ANALAMANGA ATSINANANA dia faly manasa ny rehetra amin'ny FAMPISEHOANA miaraka amin'ny Joseph D'AF ary ireo vahiny nasaina manonkana.
Coliseum 2 aprily 2017 amin'ny 3 ora tolakandro.
Tsy misy vidim-pidirana fa Valopy no tatazana.
Ireto toerana ireto azo hangalana ny valopy:
Super Music Analakely, Nect Art Ankaditapaka, Librerie Antso, Librerie Loteranina Analakely ary any amin'ireo mpikambana.
Tongava maro.Ary zarao ho an'ny rehetra ihany koa ny fanasana.