23/09/2023
Mahafantatra ny lalana tsara ho any amin'ny fampandrosoana i Atoa Paul Rabary (Filohan'ny Antoko NY FIRENEKO)
Manohana an'Atoa Filoha Andry Rajoelina izy ka hiaraka aminay UPAR.
Ianao koa, avia, ndao hiaraka handroso
✌️