21/07/2026
https://www.facebook.com/share/p/19TgyKuUY3/
๐ก๐ณ๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐ฅ๐๐๐+ ?๐ฟ
๐ณNy ๐ฅ๐๐๐+ dia lalam-bola iraisam-pirenena iray natao hiadiana amin'ny fiovan'ny toetrandro amin'ny alalan'ny fampihenana entona karbonina avy aminโny fandripahana sy ny fanimbana ny ala. Ny fanafohezana hoe #๐ฅ๐๐๐+ dia avy amin'ny teny anglisy hoe โ๐๐ฆ๐ฅ๐ถ๐ค๐ช๐ฏ๐จ ๐๐ฎ๐ช๐ด๐ด๐ช๐ฐ๐ฏ๐ด ๐ง๐ณ๐ฐ๐ฎ ๐๐ฆ๐ง๐ฐ๐ณ๐ฆ๐ด๐ต๐ข๐ต๐ช๐ฐ๐ฏ ๐ข๐ฏ๐ฅ ๐๐ฐ๐ณ๐ฆ๐ด๐ต ๐๐ฆ๐จ๐ณ๐ข๐ฅ๐ข๐ต๐ช๐ฐ๐ฏโ na โ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ฉ๐ฆ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฆ๐ฏ๐ต๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ฐ๐ต๐ฐ ๐ข๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฌ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ฑ๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ช๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฏa ๐ข๐ญ๐ขโ.
๐ณ ๐๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐น๐ฎ๐ณ๐ถ๐ป-๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐บ๐ ๐ป๐ #๐ฅ๐๐๐, ๐บ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐ป๐ โ+โ:
โ๏ธ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐น๐ฎ (Reducing deforestation);
โ๏ธ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ (Reducing forest degradation);
โ๏ธ๐๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ถ๐ฟ๐ถ๐ป'๐ฎ๐น๐ฎ (Conservation of forest carbon stocks);
โ๏ธ๐๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ (Sustainable management of forests);
โ๏ธ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ถ๐ฟ๐ถ๐ป-๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฏ๐ผฬ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐น๐ฎ (Enhancement of forest carbon stocks), amin'ny alalan'ny fambolen-kazo sy ny fanarenana ireo ala simba.
๐ณ๐ฟ ๐ก๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ถ๐ฟ๐ ๐ฒ๐ป๐๐ผ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฏ๐ผฬ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ( #๐๐ขโ). ๐ฅ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ฝ๐ผ๐๐ฒ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ฑ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ผ ๐ฒ๐ป๐๐ผ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ผ ka mampitombo ny fiovan'ny toetrandro. Izany indrindra no antony anentana, aminโny alalanโny +, ny firenena hiaro sy hitantana ny ala amin'ny fomba maharitra.
๐ฟMba ahafananโny firenena iray miroso aminโny fivarotana fampihenana entona karbaonina avy aminโny REDD+, dia maro ny fenitra iraisam-pirenena tsy maintsy apetraka sy hajaina ka anisanโizany ny fananana paikady nasionaly REDD+, ny tahany entona karbonina avy aminโny ala nasionaly na ยซ ๐ก๐ถ๐๐ฒ๐ฎ๐ ๐ฑ'๐ฒฬ๐บ๐ถ๐๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ ๐ฟ๐ฒฬ๐ณ๐ฒฬ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ณ๐ผ๐ฟ๐ฒ๐๐๐ถ๐ฒ๐ฟ ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น ยป, ny fitsinjovana manokana ny ara-tontolo iainana sy ny ara-tsosialy, fa indrindra ny fanomezana tombotsoa ireo mpisehatra manao ny ezaka mahomby aminโny fiarovana ny ala, isanโizany ireo mponina eny ifotony.
๐ณ๐ฑMidika izany fa tsy mifantoka amin'ny fisorohana ny fahasimban'ny ala fotsiny ny +, fa mikendry sy mamporisika ihany koa ny fiarovana, ny fanarenana ary ny fitantanana maharitra ny ala, miaraka amin'ny fanatsarana ny fari-piainan'ny mponina miankina amin'ny ala sy ny fitantanana ny harena voajanahary miaraka amin'ny vondrom-piarahamonina eny ifotony.
๐ฟHo an'i Madagasikara, izay anisan'ireo firenena manankarena amin'ny zavamananaina nefa mbola iharan'ny fandripahana ala, dia lalam-bola iray lehibe azo trandrahana tsara ny + avy aminโny fivarotana fampihenana entona karbaonina avy aminโny ala, ahafahana manamafy sy manatevina ny fiarovana ny ala sy ny zavaboary sady manampy amin'ny fampandrosoana ny fiainan'ny mponina eny ifotony. Miorina amin'ny fiaraha-miasan'ny fanjakana, ny vondrom-piarahamonina, ny mpiara-miombon'antoka ary ny sehatra tsy miankina ny fahombiazan'ity paikady ity.
๐ณ๐ณRaha fintinina, ny + dia manaporofo fa azo ampifandraisina ny fiarovana ny ala sy ny fampandrosoana maharitra. Ny ala voaaro dia tsy vitan'ny hoe miaro ny zavamananaina sy mampihena ny fiovan'ny toetrandro, fa manome antoka ihany koa ny fiveloman'ny taranaka ankehitriny sy ny taranaka ho avy.
+