Isika rehetra tsy mila an'i rajoel

Isika rehetra tsy mila an'i rajoel Tsy mila rajoel sy ny momba azy

ITY BANDY ITY TAHAKY NY AMETRAHANA FITORINA FA MANAKOROTANA MANAO DIFFAMATION
12/01/2026

ITY BANDY ITY TAHAKY NY AMETRAHANA FITORINA FA MANAKOROTANA MANAO DIFFAMATION

18/11/2025
01/10/2025
NANIRAHANY RAJOEL SY BOMBA ARY I LALATIANA MERCENAIRES HISAMBOTRA I BABA SY CLÉMENCE.HOAVY NY NEPAL 2
19/09/2025

NANIRAHANY RAJOEL SY BOMBA ARY I LALATIANA MERCENAIRES HISAMBOTRA I BABA SY CLÉMENCE.
HOAVY NY NEPAL 2

L’ENTREPRISE DES ENFANTS D’ANDRY RAJOELINA À DUBAÏ IMPLIQUÉE DANS UNE AFFAIRE DE BOEING 777 — LIENS DIRECTS AVEC MAHAN A...
02/08/2025

L’ENTREPRISE DES ENFANTS D’ANDRY RAJOELINA À DUBAÏ IMPLIQUÉE DANS UNE AFFAIRE DE BOEING 777 — LIENS DIRECTS AVEC MAHAN AIR (IRAN)

Une entreprise appartenant aux enfants du président malgache Andry Rajoelina, basée à Dubaï, serait impliquée dans une affaire suspecte concernant un Boeing 777. Selon des sources concordantes, cette entreprise aurait entretenu des relations directes avec Mahan Air, une compagnie aérienne iranienne notoirement placée sous sanctions internationales en raison de ses liens présumés avec des activités militaires et des transferts illicites.

Cette affaire soulève de graves questions sur les éventuels détournements d'actifs ou de ressources de l’État malgache, ainsi que sur l'implication de membres proches du pouvoir dans des transactions opaques à l’échelle internationale. Les connexions avec une entité comme Mahan Air pourraient entraîner des répercussions diplomatiques et judiciaires significatives, notamment en ce qui concerne les lois sur le blanchiment d’argent et la sécurité aérienne.

Une enquête approfondie serait en cours pour faire la lumière sur cette opération et identifier les responsabilités.

D tena lany henatra. sandoka ko ny nahazona ity. novidina ity fa tsy natolotra araky ny fanadihadina.ZAY VAO TENA AFABAR...
20/03/2025

D tena lany henatra. sandoka ko ny nahazona ity. novidina ity fa tsy natolotra araky ny fanadihadina.
ZAY VAO TENA AFABARAKA I MADAGASIKARA...

fivavina rajoel
24/09/2024

fivavina rajoel

miteny ny sary
03/09/2024

miteny ny sary

lalaovina aminlny resaka bizina fivavahana sy bizina poltika ny vahoaka malagasy.aongany rajoel
31/08/2024

lalaovina aminlny resaka bizina fivavahana sy bizina poltika ny vahoaka malagasy.
aongany rajoel

OLON EFA NIGADRA NO ANGONIN'NYBLALATIANA NGALABATO SY NANAO VAVOLOMBELONARAKOTOARINETRA...IZA MOA, ITY OLONA NASAIN'I LA...
16/06/2024

OLON EFA NIGADRA NO ANGONIN'NYBLALATIANA NGALABATO SY NANAO VAVOLOMBELONA
RAKOTOARINETRA...
IZA MOA, ITY OLONA NASAIN'I LALATIANA HIJORO HO VAVOLOMBELON'NY MPANDAINGA ITY ?

Talen'ny CROUA Teny Ankatso teo aloha izy io, ary nigadra no niafarany nohon'ny fitiavan'ny vola.
Manana zanaka dokotera izay izy io, ka tadiaviny hiasa sy ho tsara toerana ao Faratsiho io zanany io, ka mahatonga azy mitady fifandraisana @ mpitondra sy mitady vola mafy, Naja Rakotoarinetra no anaran'ilay zanany dokotera....

Ny mahatonga an'ity rangahy ity hijoro vavolombelom'ny mpandainga dia satria mba te ho akaikin'i lalatiana , dia @ izay mahazo ny fifandraisana ilainy ho an'ny zanany...

Izay no santionany @ ireo vavolombelona najoron'i lalatiana, olona mitady vola sy fifandraisana, fa tsy mitady velively izay ahasoa an'ny Faratsiho.
Ny fanaovany ratsy an'i Mily no ahazahoany vola.
Mahafantatra an'i Mily tsara mantsy ity Rakotoarinetra ity, t@ izy mbola niasa teny Ankatso dia i Mily nanao doctorat teny... Samy avy ao Faratsiho ry zareo, fa lasa ohatry ny nialona an'i Mily ity Rakotoarinetra ity.

Tombotsoa manokana no manosika azy fa tsy fitavana an'ny Faratsiho velively.

NOGADRAINY FITONDEANY RAJOEL KOA I PATRICK RAHARIMANANA,NY OLOMRINA ARINGANY FA IZY SAMY DAHALO AMBONY LTABATRA NO NMNAO...
18/05/2024

NOGADRAINY FITONDEANY RAJOEL KOA I PATRICK RAHARIMANANA,
NY OLOMRINA ARINGANY FA IZY SAMY DAHALO AMBONY LTABATRA NO NMNAO IZY REVINY. IO NY PROGRAMANY

Address

Iavoloha
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Isika rehetra tsy mila an'i rajoel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share