24/08/2026
Misy Stand manoloana ny Faculté EGS - Economie, Gestion, Sociologie, Univ. Antananarivo ho an’ireo mila andinindininy momba ny TEST D’ACCÈS sy ny mahakasika ny SÉANCES GRATUITES DE PRÉPARATION AU TEST.
Mandray anareo eo izahay isaky ny maraina (9h-12h30).
Araraotina ny 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐁𝐚𝐜𝐜𝐚𝐥𝐚𝐮𝐫𝐞́𝐚𝐭 𝐭𝐞𝐨. Mampahery ireo hiatrika izany indray amin’ny manaraka.
Ankoatr’izay dia manome fotoana ireo izay mbola mila andinindininy mahakasika ireo fianarana eto amin’ny Faculté EGS amin’ny 𝐒𝐀𝐋𝐎𝐍 𝐃𝐄 𝐋’𝐄́𝐓𝐔𝐃𝐈𝐀𝐍𝐓 ny
𝐀𝐥𝐚𝐤𝐚𝐦𝐢𝐬𝐲 𝟎𝟑 𝐬𝐲 𝐙𝐨𝐦𝐚 𝟎𝟒 𝐒𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 eo amin’ny 𝐄𝐬𝐩𝐥𝐚𝐧𝐚𝐝𝐞 𝐞𝐭𝐲 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐭𝐬𝐨. Araho ny Les Infos de l'Université d'Antananarivo momba ny tsara ho fantatra mahakasika ny Salon de l’étudiant.