TIM Andoharanofotsy- Ofisialy

TIM Andoharanofotsy- Ofisialy Ity Page ity dia natao ho atsika MPANOHANA NY Filoha Marc Ravalomanana .

Mirary sao ho atsika rehetra , ary ho SAHIA MIJORO AMINY FAHAMARINANA MANDRAKARIVA .Tiako I Madagasikara TIM

Hafatriny mpakafy.Mba jereo fa tsy mivoaka le feo fa misaosao be le télé MBS zao azafady.
14/02/2026

Hafatriny mpakafy.

Mba jereo fa tsy mivoaka le feo fa misaosao be le télé MBS zao azafady.

14/02/2026
14/02/2026
RIVO-DOZA GEZANI - MIANTSO FIFANOMEZAN-TANANA NY FILOHA TEO ALOHA MARC RAVALOMANANA.“ Nosy iray i Madagasikara ka miants...
12/02/2026

RIVO-DOZA GEZANI - MIANTSO FIFANOMEZAN-TANANA NY FILOHA TEO ALOHA MARC RAVALOMANANA.

“ Nosy iray i Madagasikara ka miantso fifanomezan-tanana, fifanampiana,firaisankina, misaotra antsika rehetra ”

11/02/2026

Mankahery ireo Malagasy rehetra Tra-boina vokatry ny fandalovan’ny Rivo-doza Fytia. Mirary fiononana feno ihany koa ho an'ireo rehetra izay namoy fianakaviana, namana, mpiara monina.

10/02/2026

Efa orambe sy rivotra be Atsimondrano @ zao ora zao( 02h12m) maraina .

‼️HO AN’ANALAMANGA‼️FILAZANA MILOKO MENA/LOZA MITATAO :👉 Efa mihatra amin’ny toerana naharay azy ny loza🔴Toniana ny sain...
10/02/2026

‼️HO AN’ANALAMANGA‼️

FILAZANA MILOKO MENA/LOZA MITATAO :
👉 Efa mihatra amin’ny toerana naharay azy ny loza
🔴Toniana ny saina
🔴Mipetraka amin’ny toerana azo antoka
🔴Tsy mivoaka ny trano intsony
🔴Tapahana ny herinaratra, hamafisina ny hidin’ny varavarana, ny fantsin-drano ary ny fizaran-jiro
🔴Mitandrina amin’ny mety ho fahatonian’ny andro tampoka fa hiverina hiharatsy izany avy eo
🔴Manaraka tsy tapaka ny vaovao momba ny rivodoza.
🔴Mifampizara vaovao indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo

🔑 Météo Madagascar

10/02/2026

Miato avokoa ny asa aman- draharaha rehetra eto Analamanga rahampitso alarobia, noho ny cyclone (source: TVM)

10/02/2026

Ry Malagasy.
Mifanohàna fa tsy mifandroba.
Raha misy mpiara-monina iharam-boina: ampio izy fa tsy ny fananany no alaina.

Cirgn

Address

Rue Andoharanofotsy
Antananarivo
BP102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIM Andoharanofotsy- Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share