Page Maintimolaly CEG Maherifody Antalaha

Page Maintimolaly CEG Maherifody Antalaha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Page Maintimolaly CEG Maherifody Antalaha, Public School, CEG Maherifody, Antalaha.

Fenosoa iboka tanteraka ny kianjaben'ny Antalaha androany satria teto tamin'ny tampon tanana ny Antalaha no voafidy nana...
29/09/2023

Fenosoa iboka tanteraka ny kianjaben'ny Antalaha androany satria teto tamin'ny tampon tanana ny Antalaha no voafidy nanaovana ny fankalazana ny rentré solennelle

Tontosa androany Faha 26/09/23 ny fanomezana zanadoko ireo Mpikambana ao @ FPVA izay nahazo fiofanana avy t@ ACTVET Tana...
27/09/2023

Tontosa androany Faha 26/09/23 ny fanomezana zanadoko ireo Mpikambana ao @ FPVA izay nahazo fiofanana avy t@ ACTVET Tanambao izay novatsianiny SOMAVA

Akon'ny fidiran'ny Mpianatra ato @ CEG Maherifody
04/09/2023

Akon'ny fidiran'ny Mpianatra ato @ CEG Maherifody

02/09/2023

Nahatsiaro Tany niboako ary mba nahitako soa eeee azovy aby avy tato ary t@ taona firy anao nahazo BEPC?

Address

CEG Maherifody
Antalaha
206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Page Maintimolaly CEG Maherifody Antalaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category