Ministère des Affaires Etrangères de Madagascar

Ministère des Affaires Etrangères de Madagascar Page officielle du Ministère des Affaires étrangères de la République de Madagascar.

Conduite de la diplomatie, défense des intérêts nationaux et rayonnement de Madagascar sur la scène internationale. 🤝🇲🇬

𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐈𝐍𝐘- 𝟏𝟗 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 -
19/08/2026

𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐈𝐍𝐘
- 𝟏𝟗 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 -

𝟏𝟗 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
19/08/2026

𝟏𝟗 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

🌐 🇲🇬 Nifarana androany faha-18 Aogositra 2026, tao Durban, ny Fihaonana antampony faha-46 an'ireo Filoham-pirenena sy go...
18/08/2026

🌐 🇲🇬 Nifarana androany faha-18 Aogositra 2026, tao Durban, ny Fihaonana antampony faha-46 an'ireo Filoham-pirenena sy governemanta anatin'ny SADC.

Nandritra izany dia nanamafy ny fanohanany an’i Madagasikara ny SADC, ary naneho ny fahavononany hanohana ny firenena malagasy amin’ny ezaka ataony eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana, ny fitantanana ary ny fandriampahalemana. Nandray anjara mavitrika tamin’ireo dinika rehetra ny delegasiona malagasy notarihin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, ny Kolonely Randrianirina Michaël, ka nahafahany niaro ny tombontsoan’i Madagasikara sy nanamafy ny fiaraha-miasa anatin'ny faritra, izay manokatra vina mitodika amin'ny fampandrosoana ara-toekarena sy ny fanatsarana ny fari-piainan’ny vahoaka iray manontolo.

🌐 17 Aogositra 2026. Notanterahina androany tao Durban, Afrika Atsimo, ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Fihaonana...
17/08/2026

🌐 17 Aogositra 2026. Notanterahina androany tao Durban, Afrika Atsimo, ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Fihaonana antampony faha-46 an’ireo Filoham-pirenena sy governemanta anatin'ny SADC.

Ho an’i Madagasikara, fotoana stratejika hanamafisana ny fiaraha-miasa sy ny fampiraisana isam-paritra izao fihaonana antampony izao. Ireo laharam-pahamehana noresahina, indrindra ny fampandrosoana ara-toekarena, ny indostria, ny fotodrafitrasa, ny angovo, ny fandriampahalemana sy ny filaminana, dia mitondra tombontsoa mivantana ho an’ny vahoaka malagasy, amin’ny alalan’ny fanokafana lalana hisarihana fampiasam-bola, famoronana asa, fanatsarana ny fotodrafitrasa ary fanamafisana ny fifanakalozana amin’ireo firenena ao amin’ny faritra, ho tombontsoan’ny fampandrosoana sy ny fari-piainan’ny Malagasy.

Cérémonie d'ouverture du 46e Sommet ordinaire des Chefs d'Etat et de gouvernement de la SADC, à Durban.
17/08/2026

Cérémonie d'ouverture du 46e Sommet ordinaire des Chefs d'Etat et de gouvernement de la SADC, à Durban.

FAMILY PHOTO

His Excellency President Cyril Ramaphosa joins Heads of State and Government and Heads of Delegation for a family photo ahead of the 46th Ordinary Summit Opening Ceremony in Durban, KwaZulu-Natal.

The Summit brings together leaders from across Southern Africa to advance regional cooperation, integration and shared prosperity.




🇿🇦 🇦🇴 🇧🇼 🇰🇲 🇨🇩 🇸🇿 🇱🇸 🇲🇬 🇲🇼 🇲🇺 🇲🇿 🇳🇦 🇸🇨 🇹🇿 🇿🇲 🇿🇼

🟩 Nihaona ihany koa tamin'ny Filohan’ny "Banque arabe pour le développement économique en Afrique" na BADEA, Atoa Abdull...
16/08/2026

🟩 Nihaona ihany koa tamin'ny Filohan’ny "Banque arabe pour le développement économique en Afrique" na BADEA, Atoa Abdullah KH. ALMUSAIBEEH, ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, ny Kolonely RANDRIANIRINA Michaël nandritra ny diany any Durban.

Nifantoka tamin’ny famatsiam-bola ho an’ireo tetikasa lehibe eo amin’ny sehatry ny lalana, lalamby, fambolena ary indostria ny dinika nifanaovan'ny roa tonta, ka antenaina hitondra tombontsoa mivantana ho an’ny vahoaka amin’ny alalan’ny fanatsarana ny fotodrafitrasa, famoronana asa, fampiroboroboana ny famokarana eto an-toerana ary fanodinana ny akora fototra eto Madagasikara izany.

Ny fihaonana teo amin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, ny Kolonely RANDRIANIRINA Michaël sy ny Fi...
16/08/2026

Ny fihaonana teo amin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, ny Kolonely RANDRIANIRINA Michaël sy ny Filohan’i Afrika Atsimo, Atoa Cyril Ramaphosa, Filoha am-perinasan'ny SADC, izay tafiditra anatin'ny Fihaonana antampony ara-potoana faha-46 an'ireo Filoham-pirenena sy governemanta anivon'ny SADC, dia dingana lehibe amin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy Afrika Atsimo, indrindra eo amin’ny sehatry ny toekarena, angovo, rano, fotodrafitrasa ary fandriampahalemana.

Manokatra lalana ho amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ny vahoaka sy fanafainganana ny fampandrosoana ny firenena ihany koa izany.

16/08/2026
🇲🇬 Ny « Fitafy Malagasy » ao amin'ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny!Tafiditra anatin'ny fampiharana ny didim-panjakana ...
14/08/2026

🇲🇬 Ny « Fitafy Malagasy » ao amin'ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny!

Tafiditra anatin'ny fampiharana ny didim-panjakana noraisina nandritra ny Filankevitry ny Minisitra ny 17 jolay 2026; mitafy akanjo maneho ny maha-Malagasy azy ireo mpiara-miasa anivon'ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny isaky ny zoma. Fomba iray entina hanandratana sy hanehoana ny maha-izy antsika ary ny haren’ny kolontsaina malagasy izany, sady maneho hatrany ny fahavononana sy fanatanterahana ny asam-panjakana.

𝟏𝟑 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
13/08/2026

𝟏𝟑 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

Address

B. P 836, Rue Andriamifidy
Anosy

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ministère des Affaires Etrangères de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ministère des Affaires Etrangères de Madagascar:

Shortcuts

Share