Lesabotsy René Émile - Kandida N-4 Ben'ny Tanana Ampanefy

Lesabotsy René Émile - Kandida N-4 Ben'ny Tanana Ampanefy Pejy hoentina ampahafantarana ny be sy ny maro ny momban'ny Kandida sy hizarana ny hetsika rehetra izay hataony....

ARABAINA ireo nandresy tamin'ny fifaninanana baolina kitra nataon'ny Kandida Ben'ny tanana kaominina ampanefy laharana f...
20/11/2024

ARABAINA ireo nandresy tamin'ny fifaninanana baolina kitra nataon'ny Kandida Ben'ny tanana kaominina ampanefy laharana faha-4 AREMA.

Nandresy tami'izany ny ekipan'ny -miaona ary laharana faha 2 kosa ny ekipan'ny

Voray ny fangatahanareo amin'ny fanohanana sy fanampiana ny Kolontsaina sy fanatanjahatena eto amin'ny kaominina AMPANEFY. Ary hamaly sy andray ny andraikitra manandrify azy amin'izany ny Kandida laharana faha 4 AREMA.

Hafatry ny Sekertera Nationaly AREMA Ho an'ny vahoaka eto Kaominina AMPANEFY :  : "Indray mandeha anatin'ny 5 taona ihan...
20/11/2024

Hafatry ny Sekertera Nationaly AREMA Ho an'ny vahoaka eto Kaominina AMPANEFY :

: "Indray mandeha anatin'ny 5 taona ihany no eo amplatanan'ny vahoaka ny fahefana hanova ny hoaviny ka fidio ny Kandida laharana faha-4 AREMA Ho Ben'ny tanana Ampanefy"

  Tanteraka soa tsara ny fanokafana ny fampielezan-kevitra ho an'ny Kandida N°4 ho Ben'ny tanana Ampanefy.Misaotra antsi...
20/11/2024



Tanteraka soa tsara ny fanokafana ny fampielezan-kevitra ho an'ny Kandida N°4 ho Ben'ny tanana Ampanefy.

Misaotra antsika vahoaka Tonga marobe nanontrona.

Misaotra an'ny Secrétaire nationale AREMA sy ny delegasionina miaraka aminy tonga nihaino ny hetahetan'ny vahoaka ary manome vaha olana amin'izany : Kandida laharana faha-4 AREMA

Address

LOT III F18 ANTALATA
Ankadivoribe
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lesabotsy René Émile - Kandida N-4 Ben'ny Tanana Ampanefy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share