Firaisankina ho an'ny Fanavaozana

Firaisankina ho an'ny Fanavaozana Fanavaozana no ilaintsika ary
ny Firaisankina no herintsika. Izaho, ianao, isika miaraka no Firaisainkina ho an'ny Fanavaozana 🇲🇬

Miarahaba nahatratra ny Taom-baovao 2026.2026 no taona hifohazantsika, hirosoana ho an'ny Fanavaozana an’i Madagasikara ...
01/01/2026

Miarahaba nahatratra ny Taom-baovao 2026.
2026 no taona hifohazantsika, hirosoana ho an'ny Fanavaozana an’i Madagasikara 🇲🇬✊

Ny Fanavaozana dia tsy avy amin’ny hevitra tokana, fa vokatr’ny finiavana iombonana. Ny Firaisankina kosa tsy teny entin...
09/12/2025

Ny Fanavaozana dia tsy avy amin’ny hevitra tokana, fa vokatr’ny finiavana iombonana.
Ny Firaisankina kosa tsy teny entina fotsiny, fa fomba fisaina, andraikitra iarahana ary fifampitokisana.
Rehefa miasa miaraka isika, dia manokatra lalana vaovao, mametraka fomba fanao tsara kokoa, manarina rafitra ary manangana ho avy maharitra.
Izaho, ianao, isika miaraka no Firaisainkina ho an'ny Fanavaozana 🇲🇬

Fanavaozana no ilaintsika ary ny Firaisankina no herintsika.Izaho, ianao, isika miaraka no Firaisainkina ho an'ny Fanava...
01/12/2025

Fanavaozana no ilaintsika ary ny Firaisankina no herintsika.
Izaho, ianao, isika miaraka no Firaisainkina ho an'ny Fanavaozana 🇲🇬

28/11/2025

Address

Avenue De L'indépendance
Analakely
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Firaisankina ho an'ny Fanavaozana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share