27/05/2024
Hey!
AZA VARIANA
• Betsaka isika tanora variana amin'ny rendrarendra satria ve?
- manao ny namako de tsy hanao aho? 🤔
- mbola tanora aho ka tsy maninona izany io 😮
- betsaka mitovy amiko fa rehefa antitra aho de izay vao ibebaka ☹️
• Betsaka amintsika mieritreritra fa hoe mbola tanora aho ka mety mbola ho ela vao antitra na mbola ho ela vao ho faty...
===> TSIA, TSIA ry Namako 🙅🙅
Aza variana fa mandeha ny fotoana,
Aza variana fa miandry anao ny TOMPO.
Aza variana fa hitan'Andriamanitra ny nataonao.
Koa MIVERENA , MIBEBAHA , ary TADIAVO JEHOVAH 🙏
Misisiha ho tiavin'Andriamanitra ianao.
🌼 Ataovy azo antoka fa raha maty anio ianao dia mihaona Aminy ary miara monina Aminy any an-danitra 🌼