03/10/2018
Efa misokatra ho antsika rehetra ny Bibliotheque ka tongava maro, mankasitraka mialoha sahady amin'ny fiaraha-miasa sy ny fanohananareo. "Tsy adidiko izaho samirery fa adidiko izaho sy ianareo". Nindramiko io fiteny io mba hanentanana antsika rehetra satria ho an'ny taranaka sy ny ankizy rehetra ,ho fanampiana sy fampandrosoana sy fanohanana azy ireny no nanokafan'ireo ray aman-dreny azy io, ho an'Ambohimalaza sy ny rehetra.