21/10/2025
Tsena ny andro korabatsona ny rehetra tonga mialoha ny piavarotra rehetra miala ny toerana misy koa ny tantsaha mitondra ny vokatra avy aminy tsirairay mba avadika vola ividiana fitaovana ampiasaina andavan andro satria afaka herin'andro indray vao misy tsena sy afaka mamonjy tsena.
avy aminy toerana lavitra dia lavitra ny sasany kanefa tsy sakana fa tonga mamonjy tsena satria eny vao afaka mahalafo ny vokatra ,kanefa dia amidy aminy vidiny ambany indrindra izay amzay tiany mpividy ady, etsy andanin zany ny sedra madinidinika izay tsy maintsy sedrain' izy ireo zay vao afaka mandafo ny vokatra
Atsika andrenivohitra faly ny mihinana sy mampiasa ny vokatra avy aty ambanivohitra kanefa tsy mba fantatsika we ina avy ny fijalian ireo tantsaha vao mahatafavoak ny vokatra any aminy, toy ny LALANA ny TSIFANDRIAM_PAHALEMANA ary ireo droit maro isan karazany izay ts maintsy efaina kanefa dia tsy mitsaha mitomby ka manahirana azy ireo
Tsarovy fa kodiarana manodina ny fiainany malagasy rehetra ny TANTSAHA
AFATRA: mba jereo akaiky ny fiainany tantsaha ambanivohitra ,ataovy mifanaraka am faripiainany ny tantsaha ny droit rehetra izay takina aminy,ataovy misy fiantraikany any amdreo ireo vola isan karazany izay alaina amndreo
mbola hitohy>>>>>>>>>!