Ny afo

Ny afo Ny Afo

28/08/2026

🔔🔔 AmbondronA - ''𝗜𝘃𝗼𝗻𝘆'' ao @ COLISEUM Antsonjombe ny alahady 27 septambra @ 3 ora tolakandro... 𝗝-𝟯𝟬🔔🔔

🎶🎤🎸🥁🎹 Manasa antsika rehetra ary tompoko, any indray mihaona 🙏

✍️ Hivoaka ny alakamisy 03 septambra avokoa ny TAPAKILA

🔜 Hivoaka manaraka eto ny ''plan''... hisy fiovana kely, hifanakaiky kokoa isika...✨⏳

👉 Araho ary ny pejy e...

📱 0379919322 (9ora-1ora / 2ora-6ora)

Orange Fresh PHO Moozik



13/08/2026
13/08/2026
Aza lazaina  na  ny tanjona fa ataovy mangina satria:      👉Hitsara anao izy Ireo nefa zavatra mbl tsy nandramany akory ...
12/08/2026

Aza lazaina na ny tanjona fa ataovy mangina satria:
👉Hitsara anao izy Ireo nefa zavatra mbl tsy nandramany akory aza izany.
👉Raha toa ka misy ny tsy fahombiazana dia tss mahalala afatsy ianao ihn iny.
👉Raha mahomby ianao dia voninahitra eo imasony ny fiasanao mangina✨

Hafatra kely✨         Miezaha manokatra lalana ho anao....
10/08/2026

Hafatra kely✨

Miezaha manokatra lalana ho anao....

Aza zatra miandry tolorana ftsn fa miezaha mitady izay mahasoa anao...✨😊
06/08/2026

Aza zatra miandry tolorana ftsn fa miezaha mitady izay mahasoa anao...✨😊

Ny fahadisoana dia ampahany @ tontolo Andro fotsn ihn😊
05/08/2026

Ny fahadisoana dia ampahany @ tontolo Andro fotsn ihn😊

19/04/2026

Ndao hiasa oh

Address

By Pass

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny afo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your organization to be the top-listed Government Service?

Share