02/09/2026
๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ โ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐
Efa hita ny vatana mangatsiakan-dRamatoa ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ๐ง๐๐๐๐ญ๐ญ๐, 49 taona, monina eny Mandroseza Ambany Tetezana, izay natelinโny rano teo Ankadindratombo teo.
Araka ny fanazavana voaray dia vola mitentina
100 000 Ariary(iray hetsy Ariary) no latsaka tao anaty rano ka niezaka naka izany izy. Indrisy anefa fa nentinโny rano ka namoy ny ainy izy.
Ny ๐๐ฉ๐๐ฆ๐จ๐ง๐ฃ๐ฒ ๐๐จ๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ฏ๐จ no nisahana ny fikarohana sy ny famoahana ny razana. Isaorana indrindra izy ireo, ary isaorana ihany koa ireo tomponโandraikitra rehetra niara-niasa sy nandray anjara taminโny fiarovana ny toerana.
๐๐ข๐๐ซ๐-๐จ๐ซy ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ง๐๐ค๐๐ฏ๐ข๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ฏ๐๐ง๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐. ๐๐ข๐ซ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ข๐จ๐ง๐จ๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ง๐จ ๐ก๐จ ๐๐ง๐๐ซ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโizao ๐๐๐ก๐จ๐ซ๐ข๐๐ง๐ ๐ข๐ณ๐๐จ.